Lilas - Parfums & Cadeaux

Lilas - Parfums & Cadeaux Le point de rendez-vous des accros du parfum !

Offre spéciale fête des mères!!Ato aminay raha te hanome fanomezana manimanitra ho an’i Neny !Ranomanitra miaraka amin'n...
29/05/2023

Offre spéciale fête des mères!!
Ato aminay raha te hanome fanomezana manimanitra ho an’i Neny !
Ranomanitra miaraka amin'ny chocolats, efa vonona ao anaty boîte à cadeau.
Jereo fa misy safidy maro be.
Ao ambany sary tsirairay ny vidiny.
« Authentiques » avokoa ireo an.

Devinettes, ces couleurs vous rappellent quels parfums ? (couleur an'ny boîte ireo fa tsy ny flacon an)Izay mahamarina m...
14/04/2023

Devinettes, ces couleurs vous rappellent quels parfums ? (couleur an'ny boîte ireo fa tsy ny flacon an)
Izay mahamarina mahazo bravo😜

12/04/2023
Raha mazoto manome note ianareo dia asiantsika note globale amin'ny faran'ny herinandro😉
12/04/2023

Raha mazoto manome note ianareo dia asiantsika note globale amin'ny faran'ny herinandro😉

Inona no anaovanao amin'izao fety izao ?😁
10/04/2023

Inona no anaovanao amin'izao fety izao ?😁

Vapo d'origine 15 ml, sous blisterMy Way eau de parfumMiezaka be izahay mba hanjifanareo amin'ny vidiny farany moraAuthe...
04/10/2022

Vapo d'origine 15 ml, sous blister
My Way eau de parfum
Miezaka be izahay mba hanjifanareo amin'ny vidiny farany mora
Authentique

03/10/2022
Miniature Scandal💜💜 6 mlAuthentique 😊😊52.000 ar (fotsiny🤭)
02/10/2022

Miniature Scandal💜💜 6 ml
Authentique 😊😊
52.000 ar (fotsiny🤭)

Ireto indray ♥️♥️18 000 Ariary par lot♥️♥️Échantillons authentiques 😉Détails sous chaque photo
01/10/2022

Ireto indray ♥️♥️18 000 Ariary par lot♥️♥️
Échantillons authentiques 😉
Détails sous chaque photo

Prix tena manitra be😍😍Détails sur chaque photoIzay tsisy boîte am sary dia tsisy boîteAuthentique daholo dia misy pour h...
30/09/2022

Prix tena manitra be😍😍
Détails sur chaque photo
Izay tsisy boîte am sary dia tsisy boîte
Authentique daholo dia misy pour homme

Iza no tianareo kokoa ?Samy disponible ato aminay daholo ireo 😊Authentique75 000 Ar
26/09/2022

Iza no tianareo kokoa ?
Samy disponible ato aminay daholo ireo 😊
Authentique
75 000 Ar

Rehefa grand flacon dia tsy ankitsitsy😌
26/09/2022

Rehefa grand flacon dia tsy ankitsitsy😌

Address

Antananarivo

Telephone

+261344058089

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lilas - Parfums & Cadeaux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share