Boutique. Fanomezana

Boutique. Fanomezana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boutique. Fanomezana, Shopping & retail, Tana, Antananarivo.

Ity ndray ary le Manadio tarehy e!Manala mony,panda,point noirManala ny mangana sy kentronaMampalandina ny tarehyCrème :...
14/05/2022

Ity ndray ary le Manadio tarehy e!
Manala mony,panda,point noir
Manala ny mangana sy kentrona
Mampalandina ny tarehy
Crème : 18 000ar
Savon:7000ar
Mp ary

Etsy angee creme visage +savon: manala tâche noire, panda,mony,ride...rah mahlina anao ary de antsoy 0321711651 na mp
16/04/2022

Etsy angee creme visage +savon: manala tâche noire, panda,mony,ride...rah mahlina anao ary de antsoy 0321711651 na mp

Tonga ilay nandrasana hatramin'ny ela ho antsika izay  ngezanveza vatana ka te hanena izany!  Gel ventre plat (minceur) ...
16/10/2021

Tonga ilay nandrasana hatramin'ny ela ho antsika izay ngezanveza vatana ka te hanena izany! Gel ventre plat (minceur)
Tongava MP na antsoy mivantana ny laharana @ page
Livraison Tana et province

Tonga ilay nandrasana ry maman an! Indro ary izahay ato anmin'ny BOUTIQUE FANOMEZANA manolotra ny crème visage lait au c...
15/10/2021

Tonga ilay nandrasana ry maman an! Indro ary izahay ato anmin'ny BOUTIQUE FANOMEZANA manolotra ny crème visage lait au cacao et savon curcuma au miel
Mety ho an'ny rehetra
Tongava MP ary na antsoy mivantana ny laharana finday ny page
Livraison Tana et province

Ô ry maman an! Into ary ny produit vaovao  Tonga ary  ilay nandrasana hatramin'ny ela        ❤ Crème visage lait au caca...
15/10/2021

Ô ry maman an! Into ary ny produit vaovao Tonga ary ilay nandrasana hatramin'ny ela
❤ Crème visage lait au cacao:17 000ar
❤ Savon curcuma au miel :7 000ar
Tongava ary Mp na antso mivantana ny laharan'ny finday amin'ny page
Livraison Tana et province

🌹Ô ry maman an! Aza adino ny fikararakarana ny vatana fa isika anie no ravakin'ny tonkatrano e! Hafa ihany anie no mahit...
15/10/2021

🌹Ô ry maman an! Aza adino ny fikararakarana ny vatana fa isika anie no ravakin'ny tonkatrano e! Hafa ihany anie no mahita ny vehivavy manjamanja mikolokolo vatana @ produit naturel koa indro ary izahay ato @ BOUTIQUE FANOMEZANA manolotra ny
🤩 Crème visage lait au cacao :17 000ar
🤩 Savon curcuma au miel : 7 000ar
Efa maro nampiasa azy nahita vokatra mahafam-po enao koa
Tongava ary MP na miantso mivantana @ laharana 032 62 885 72
Livraison Tana et province

Coucou mes chériesHafa ihany ny mahita vehivavy madio tarehy tsisy pentina amin'ny fampiasana akora natoralyIndro omenay...
16/09/2021

Coucou mes chéries
Hafa ihany ny mahita vehivavy madio tarehy tsisy pentina amin'ny fampiasana akora natoraly
Indro omenay antsika eto ny CREME LAIT AU CACAO _ SAVON CURCUMA
17.000ar
7.000ar
Tongava mp ary
Manao livraison izahay

Ho antsika te hanana vatana tsara sy kelikely Atolotray anareo ny THE sy GEL VENTRE hanampy anao amin'izanyVidiny: Thé 2...
16/08/2021

Ho antsika te hanana vatana tsara sy kelikely
Atolotray anareo ny THE sy GEL VENTRE hanampy anao amin'izany
Vidiny: Thé 25.000ar
Gel ventre plat 15.000ar tompoko
Mp avy hatrany
Manao livraison Tanà/ Province

Indro atolotra antsika ny   DE PRODUITS A BASE DE POUDRE INDIEN-Mampaniry volo- Mampalefaka volo- Mampatevina volo- Mits...
30/07/2021

Indro atolotra antsika ny DE PRODUITS A BASE DE POUDRE INDIEN
-Mampaniry volo
- Mampalefaka volo
- Mampatevina volo
- Mitsabo volo simban'ny fer sy brunshing
- Manala vakivaky
- Manala angadrano
Prix: 17.000ar
10.000ar
7.000ar
Tongava Mp zay Liana
Manao livraison Tanà ary mandefa province

Address

Tana
Antananarivo
VAVAKA

Telephone

+261337134016

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique. Fanomezana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share