10/10/2022
FITSABOANA AVY AMIN'IREO VOKATRA NATORALY SY NY MASSAGE(MASSOTHERAPIE REFLEXOTHERAPIE)
'NY_FO
-Fiseony: misento lava, mora malahelo,torana matetika raha vao misy fihetsem-po,mora reraka,rera-dava,mavesatra ny tratra ankavia, manindrona eo amin'ny tratra mamaly any amin'ny lamosina, misy fotaoana malemy hoazy ny vatana iray manontolo, mikoaka maina tsy mahazo rehoka sady midoboka be, sepotsepotra sns...
-bavony: masaka ny aty vavony, mavaivay, manindrona ny vavony, feno rivotra( miziriziry), maloiloy lava, maratra ny aty vavony, mandoha rĂ , mangery rĂ , manindrona mamaly any amin'ny lamosina, rera-dava sns...
Sy ireo aretina maro toy ny aretin'aty, aretin'andoha lava, aretina any anaty kibo rehetra any, aretina ny lamosina(marary valahana, nerfs sciatique) fanaintainana rehetra amin'ny vatana sy ny vanitaolana rehetra, diabète,tsy mety mahita torimaso, ny aretin'ny taovam-pananahana rehetra(perte blanche mangididy sy misy fofona,kyste,fibrome...)ary ny prostate( tsy malatsaka pipy,malemy filahiana sns...)
Ireo rehetra ireo dia azo tsaboina tsara ato amin'ny toeram-pitsaboana AINA SOA
Antananarivo -namontana tsena entre pharmacie sy colis expresse 0349279854
0338174959
-Antsirabe voirie 0344220250