23/04/2026
๐ค๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฅ
๐คHo anโireo mpankafy Reko any Allemagne sy eto Madagasikara
โNdao handray anjara. Vakio tsara ary:
1๏ธโฃMisafidy hira iray aminโny hiranโi REKO ao , ary atao mode karaokรฉ
2๏ธโฃManao vidรฉo mihira ary hatoro ao anaty vidรฉo ny application Moozik
3๏ธโฃCouplet iray + refrain iray no atao
4๏ธโฃPublier-na en mode public ny vidรฉo miaraka aminโny hashtag
๐ฅAminโny 30 Mai ny faranโny fandefasana vidรฉo
๐ฅ50% vote jury, 50% vote public aminโny alalanโny rรฉaction aminโny publication
๐ฅSolo, izany hoe olona iray no mandray anjara
๐ฅOlona roa no hahazo loka
๐Na dia mifantoka any Allemagne aza ilay event, afaka mandray anjara tanteraka koa ny eto Madagasikara, ary mitovy lanja ny loka azo ๐
๐Moozik:
Android : https://bit.ly/3Ruf6Oi
iOS : http://bit.ly/4cckm2K