09/10/2023
📢MIPETRAKA ANY AMIN'NY FARITRA VE IANAO KA TE HANAFATRA ENTANA AVY ATY ANTANANARIVO 🟢?
Ny Personal Shopper Mada dia "coursier" manampy anao mividy ireo entana tadiavinao eto Andrenivohitra🔎🛒 ary mandefa izany ho any amin'ny toerana misy anao.🚚✈️
Ny asanay dia:
✅mitady entana mifanaraka amin'ny fangatahanao (kiraro, finday, pièces autos, kojakoja lakozia sns...)🔎🛒
✅manamarina ny kalitaon'ny entana hafarana🔵🟡
✅mandefa ny entana any amin'ny toerana misy anao.🚚✈️
⚠️NB: Ny entana dia alefa amin'ny Colis Express, Fret aérien, Cotisse, na Transporteur... (Ary lasa ny entana vao mandoa vola.)
➡️Commission manomboka ny 9.000 Ar
📣Koa hararoty aingana ary fa vonona handray anao ny Personal Shopper Mada ! 😊
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny ☎ 034 58 685 42 na tongava miresaka mivantana amin'ny Whatsapp amin'ny laharana 032 69 504 29
➡️Tsotra ➡️Haingana ➡️Azo antoka