Maison sept

Maison sept Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison sept, Thrift & Consignment Store, Ambatomitsangana Behoririka, Antananarivo.

VENTES :👉Produits (ménagers,..
👉 Accessoires(téléphone, appareil,...)
👉 ustensiles de cuisine
HORAIRES :👉Lundi au samedi 6/7
👉 7h _ 20h
👍 commendes et livraison de TANA et PROVINCE

06/05/2026

Mahafoiza fotoana kely handinihanao🤦 ny tontolo andronao mialohan'ny hatory🛌 ka
👉Ny ratsy hakao lesona 📝
👉Ny tsara kosa tazomy hatrany
Farany,mivavaha🙏hoan'ny alina sy ny ampitsonao
Hohitanao fa hihamatanjaka 🏃isan'andro ianao
Tafandry mandry ry namako jiaby

27/03/2026

,
Misy couleur noir,rose, vert, blanc.
Mp📨 na miantso avy hatrany ny☎️ 0342466218
Hoan'ny rehetra, 💰zakan'ny rehetra
Anontanio anie e

24/03/2026
24/03/2026

Colle chaussures,..

24/03/2026

Ity ilay hoan'ny na maivamaivana na matevina na hoditra sy ny maro hafa ireny fa araho tsara ny toromarika ,misy koa ny mampiasa azy amin'ny tahona solomaso tapaka ,...
Mp raha mila fanazavana misimisy koa na antsoy ny 0342466218
Ny tsara anefa zakan'ny daholobe M7

23/03/2026

Bonjour ,
NY FITAHIAN'I TOMPO ANIE HOAMINAO🙏
Bonne journée daholo

❌❌ ❌❌Hoan'ny nify marary lava na koa amin'ny fotoana tena manaintaina tsy ahitan_tory dia tsara hataonao ity=> Maka rano...
14/03/2026

❌❌ ❌❌
Hoan'ny nify marary lava na koa amin'ny fotoana tena manaintaina tsy ahitan_tory dia tsara hataonao ity
=> Maka rano matimaty Kely amin'ny verre ianao dia andrarao karbonetra kelikely ary sira Kely dia afangaroy tsara dia anontsany ny nifinao dia hohitanao fa hisaotra an'ny tompo ianao
Tsara kokoa raha arahinao Doliprane iray,
Ataovy matetitetika raha mbola miverina marary(tsy manampy Doliprane)
Afaka manontany
Merci!

Mbola misy ireo karazany ireo hoantsika izay mbola tsy nahazo , tombony manokana nisy fihenam-bidy nataon'ny mpikaraka k...
12/03/2026

Mbola misy ireo karazany ireo hoantsika izay mbola tsy nahazo , tombony manokana nisy fihenam-bidy nataon'ny mpikaraka ka aza tara ary, afaka miditra mp na miantso ny 0342466218
Mandefa amin'ny faritra

Mbola misy ireo karazana   ireo hoan'izay mbola tsy nahazo,afaka mandray anareo foana zahayMidira avy hatrany mp na ants...
12/03/2026

Mbola misy ireo karazana ireo hoan'izay mbola tsy nahazo,afaka mandray anareo foana zahay
Midira avy hatrany mp na antsoy ny 0342466218 na 0332496513
Tsy hadino👉 mandefa amin'ny faritra

Miarahaba antsika rehetra ! -tâche:tsy voatery hanasa lamba foana vao misy loto Kely ny akanjonao,hainga-piasa be io.  m...
11/03/2026

Miarahaba antsika rehetra !
-tâche:tsy voatery hanasa lamba foana vao misy loto Kely ny akanjonao,hainga-piasa be io.
multi-usages:manadio ny atin'ny fiara,indrindra fa ny seza
:manala ny loto amin'ny fatana courant rehetra na koa latabatra misimisy menaka ireny
à récurer:fikosehana ireny karazana induction sy vilany rehetra ireny,mahaafaka loto tsara mihintsy
Exceptionnel Kely ireto manaraka ireto fa tena ilain-tsika
multi-usages :natao hoan'ny kiraro na koa solomaso tapaka ireny,maro ny azo ampiasaina azy io
:fanatambarana plastika ireny izy ity na anapenana loaka na karazana PVC ireny
Midira mp na miantso avy hatrany ny 0332496513/0342466218

Address

Ambatomitsangana Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison sept posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share