04/08/2026
🛵 A VENDRE 🛵
KYMCO Many 110cc Injection année 2017– état nickel, efa vonona hivezivezy !
📞 034 03 270 74 (WhatsApp) – Contact rapide
Mila moto matanjaka sy azo antoka ho an'ny fivezivezenao andavanandro? Ity misy tsara indrindra ho anao :
✅ BL efa misoratra amin'ny anaran'ny mpividy
🔧 MOTEUR / ÉTAT
✅ Moteur : 0 bruit, 0 olana – efa voa-check tsara
✅ Echappement kit tsara feo tsara
✅ Carter récent
✅ Misy kit2 d'origine roa mbola miaraka aminy
🎨 ÉQUIPEMENTS
✅ Clignotant kit koso miloko manga + détresse
✅ Amortisseur kit
✅ Manette sy poignée kit
✅ Rétroviseur kit, style carbone
✅ Catadioptre lumineux
✅ Pneu aloha : gomme tsara
✅ Pneu aoriana : maranitra tsara
✅ Pose-dos sy pneu kely d'origine
📌 N.B : Porte-plaque sy plaque tsy miaraka aminy
💰 Prix Azo ifampiresahana tsara...
📲 034 03 270 74 (WhatsApp) – Antsoy na Mp mivantana raha liana...tqt mandoha vola ny manontany👌
📍 Antananarivo, Madagasikara