Diam's shop

Diam's shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diam's shop, Shopping & retail, Ambohibao Rn7, Antananarivo.

Vente des Frip Européen
Lohan' entana
qualité au Top
Sac,chaussure,lunettes,koja sns
Mora nefa raitra
Tsy hanenina ianao ra manaraka ny pejy satria dia ny tsara indrindra miitsy no atolotray
Miavaka s'y mamy kely
📲0337206467
vous notre priorité

arabaina ny Reny rehetra panaraka ny pejyHO TAHIANA manokana isika,Jesoa hiaradalana amintsika mandrakarivamanaova fety ...
31/05/2026

arabaina ny Reny rehetra panaraka ny pejy
HO TAHIANA manokana isika,Jesoa hiaradalana amintsika mandrakariva
manaova fety sambatra ry reto a
Sary indrana

29/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Landy's Rahantavololona

Miarahaba anao tongasoa eto am pejy Diam's Shoptsy ho diso fanantenana ianao indrindra ra manjifa eto am pejy💎indrindra ...
20/05/2026

Miarahaba anao tongasoa eto am pejy Diam's Shop
tsy ho diso fanantenana ianao indrindra ra manjifa eto am pejy💎
indrindra ianao mitady zavatra mafy s'y mateza ,tia zavatra miavaka 🎳🥊
♥satria d ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anareo ♥
➡FRIP EUROPÉENNE 100%
➡QUALITÉ GARANTIE🔝
➡LOHAN' ENTANA HATRANY
✅Manasa anao hanjoy tsy tapaka ny pejy
,hanentana ireo mbola misalasala
tsy hanenina ianao
bonne journée antsika rehetra
fihina mamy

09/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Landy's Rahantavololona, ModeBy Hambin'ts

coucou ny panaraka rehetraho avy ny arrivage fa mbola mikarakara kely izahay ialana tsiny ra toa elaela fa manao mora ts...
08/05/2026

coucou ny panaraka rehetra
ho avy ny arrivage fa mbola mikarakara kely izahay
ialana tsiny ra toa elaela fa manao mora tsy zavatra an
eto aloha maka inspiration kely e
zay d bonne journée an
fihina mamy

coucou malalaizara loka ndray isika ato  ho ato an araho tsy tapaka ny pejy➡mazotoa manao partage ho hitantsika eo izay ...
22/04/2026

coucou malala
izara loka ndray isika ato ho ato an
araho tsy tapaka ny pejy
➡mazotoa manao partage
ho hitantsika eo izay mazoto an
izay be points indrindra no ahazo ny lokatsika an
entano akia ny namana malala

Address

Ambohibao Rn7
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261333760550

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diam's shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share