09/05/2025
Special Gaz Portable 🔥
Be tombony ihany koa ny mampiasa ity fatana gaz portable ity satria :
- Mihena kokoa ny risque satria misy "smart lock" na hidiny manokana ilay gaz kely ka tsy atahorana hi-fuite 👌🏼
- Miala délestage
- Afaka entina mandeha mitsangatsanganana na mandeha manao mission izy ity amin'ny maha portable azy , tsy boritra ny tranony fa io plastique amin'ny sary io
- Tena mitsitsy gaz izy ary réglable tsara ihany koa ny afo-ny👌🏼 (feu blue)
Vidiny : 90.000ar (efa miaraka amin'ny bouteille efa misy gaz)
❌ Tsy mety amin'ny bouteille à gaz lehibe ❌
Ps : eny amin'ny station service no manao recharge an'lay gaz, efa maro ny mpivarotra gaz atsinjarany
Toerana : Ambodin'isotry en face arrêt bus na New City Behoririka
☎️ 038 48 057 60