24/08/2026
Mila bouquet "Souvenir" ve ianao ? Natao hoanao ity Bouquet statis ity . Izy Dia bouquet de fleurs naturelles 💐 fa n'y mampiavaka azy Dia izy azo tahirizina ela
Rehefa inona no manolotra
bouquet statis ??💜🤍
🎓 Soutenance / remise de diplôme — mety tsara satria maharitra ela.
🎂 Anniversaire — fanomezana tsy mora simba.
💝 Cadeau romantique — ho an'ny olona tiana.
🏠 Décoration maison ou bureau — azo tehirizina ela.
💍 Mariage / fiançailles — azo atao souvenir.
🙏 Remerciement — fanomezana maharitra ho fahatsiarovana.
🎁 Cadeau souvenir — indrindra ho an'olona tiana homena zavatra haharitra.
Ny tombony lehibe: tsy toy ny fleurs naturelles mahazatra ny bouquet statis , satria izy dia azo tehirizina volana maro na taona maro raha voakarakara tsara.
Prix à partir 45 000ar
☎️ 033 91 883 80 ,
Livraison partout à Antananarivo 🤍💜
Commende 2j mialoha