29/06/2025
J -1
Andro iray sisa dia ataontsika ny fisarihana ho an'izay mpandresy.
Milalaova raha mbola tsy nanao sode ianao no tsara vintana🍀, olona 3 be 😱izao no sarihana ka tsapatsapao e 😊
Tongasoa atao amin'i Chez Kia Nori.
Iza daholo no abonné an'i By w***y efa tafiditra o! 😍 Ato indray aloha isika mandrapa 💙
Ndao asintsika lalao kely hatao cadeau de bienvenue anareo 💐 🎁
Tsotra kely ny atao:
_ Abonnéo ny page Chez Kiala Nori
_ Invitéo ny namanao rehetra ( atao tout sélectionner ) + capture ao amin'ny commentaires.
N°1= 20.000ar
N°2= 15.000ar
N°3= 10.000ar
Fisarihana ny 30 Juin 2025 💕
Asinay vérification raha ianao no voasarika 😊
Bonne Chance daholo 😘