07/07/2026
✨ Mila atao tsara karakara ny volo amin'izao ririnina izao. Anao ny safidy ary amireto serum ireto:
💙 Botox Amino Acids Serum : Mitsabo ny volo simba, mampalefaka ary mampangirana.
🖤 Brazilian Serum : Manala frisure, manome volo malama sy mora karakaraina.
✨ Caviar Serum : Mamelona sy manatanjaka ny volo, mampangirana
🧅 Onion Serum : Manampy amin'ny fampihenana ny fihintsanan'ny volo ary manohana ny fitomboan'ny volo vaovao.
🌿 Mety amin'ny karazana volo rehetra.
💯 Kalitao tsara, vidiny mirary 13.000Ar monja
📦 Livraison 5.000ar
📩 Alefaso ny Mp raha liana ianao
💖 Ny volonao no satroboninahitrao, omeo fikarakarana mendrika!