Sera Sera Mandalo

Sera Sera Mandalo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera Sera Mandalo, Shopping & retail, Antehiroka, Antananarivo.

Misy porte balai + balai arrière pour Hyundai ix35/Kia sportage aty vaovao scellé hoan'izay mitadyContact : 034 63 681 1...
09/07/2026

Misy porte balai + balai arrière pour Hyundai ix35/Kia sportage aty vaovao scellé hoan'izay mitady
Contact : 034 63 681 16 na Mp

Ireto indray misy pièces vitsivitsy natao @ vidiny mirary.Afaka alefa miaraka dia mahazo fienam-bidyAfaka alefa misaraka...
07/07/2026

Ireto indray misy pièces vitsivitsy natao @ vidiny mirary.

Afaka alefa miaraka dia mahazo fienam-bidy
Afaka alefa misaraka ihany koa

avant/arrière 12.500Ar ny paire
arrière 20.000Ar
accélerateur (104cm) 7.000Ar
embrayage (108cm) 7.000Ar
kilométrique (91cm) 7.000Ar

#À RECUPERER fa tsy afaka manao livraison
/lieu : Ankadindravola Ivato
: 034 63 681 16

❌ ❌Pneu sy jantes rayon par 17 avant-arrière amidy miaraka :  efa hita @ sary ireo tsy misy olana #2.50/17 ny avant  #2....
19/06/2026

❌ ❌
Pneu sy jantes rayon par 17 avant-arrière amidy miaraka :
efa hita @ sary ireo tsy misy olana
#2.50/17 ny avant
#2.75/17 ny aorina
: 240.000Ar izy roa (à débattre kely)
fa tsy afaka manao livraison
/Lieu : Ankadindravola Ivato
: 034 63 681 16

❌   ❌Amidy ireto pièces manaraka ireto hoan'izay liana. (Nesorina t@ Mak36 ireo) #À RECUPERER fa tsy afaka manao livrais...
05/06/2026

❌ ❌

Amidy ireto pièces manaraka ireto hoan'izay liana. (Nesorina t@ Mak36 ireo)

#À RECUPERER fa tsy afaka manao livraison

⚠️Efa natao @ vidiny mirary ka tandremo sao tara 😁

complet miaraka @ T sy potence 60.000Ar
(Mipotsaka ny ilany)
miaraka @ manette gauche sy droite 30.000Ar
20.000Ar
15.000Ar
avant sy arrière 15.000Ar
arrière 10.000Ar

⚠️Raha maka an'izy rehetra miaraka dia omeko prix

/toerana : Ankadindravola ivato
: 034 63 681 16

❌ ❌

  misy pièces nesorina t@ Mak 36 sao misy liana sy mazoto hiketrika #À RECUPERER fa tsy afaka manao livraison  efa natao...
23/05/2026

misy pièces nesorina t@ Mak 36 sao misy liana sy mazoto hiketrika

#À RECUPERER fa tsy afaka manao livraison

efa natao mora mifanaraka @ état'ny entana

🔴 🔴
avt/arr 🔴 🔴
49cc 250.000ar
25.000ar
25.000ar
avr/arr 🔴 🔴
réservoir 7.000ar
miaraka @ la clé 5.000ar

⚠️ Velona ilay fa misy mikorintsana be hoan'izay vonona hiketrika dia tsy miaraka @ pose pieds sy bequille)

⚠️ Ilay réservoir efa misy notapenana

Efa misy prix ireo fa midira MP na miantso directe raha misy fanontaniana

/ : Ivato Police
034 63 681 16

🔴   🔴Moteur LIFAN amidy mbola mipetaka @ moto sy velona tsara    manuelle  : misy feo mikorintsana kely sy mikaroadroka ...
04/05/2026

🔴 🔴
Moteur LIFAN amidy mbola mipetaka @ moto sy velona tsara

manuelle
: misy feo mikorintsana kely sy mikaroadroka rehefa milalao embrayage
: 400.000ar à debattre kely
: 034 63 681 16 na MP
: Ankadindravola Ivato

NB : moteur ihany no amidy fa tsy miaraka @ pipe d'admission sy carburateur

🔴 🔴

Feu arrière gauche/droite Fiat Uno MK2 amidy (tsy misaraka)  : voir photos  : 150.000ar à débattre kely  : Ankadindravol...
05/02/2026

Feu arrière gauche/droite Fiat Uno MK2 amidy (tsy misaraka)
: voir photos
: 150.000ar à débattre kely
: Ankadindravola Ivato
: 034 63 681 16

Address

Antehiroka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Sera Mandalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share