15/07/2022
PARFUMS ANTI-MOUSTIQUE
💐 Sady azu atao ranomanitra izy io nu miaro anao aminy kaikitriny moka
💐 Mety tsara aminy olona mandeh manao piknika any anaty ala na andeh2 any anaty ala
💐Maro amny kaikitry ny moka mandritra ny 8 Ora tsy misy effet secondaitre , tsy ny moka iany nu matin' iz io fa na bibikely afa koa aza
💐 Mapalandina sy mapalefaka ny hoditra , ary manitra sy malefaka tsara ny fofony , tsy mahasempotra
Amin'izao andro ririnina izao dia tena laina izy satrie d miabetsaka ny moka amizao