07/08/2026
𝙈𝙖𝙧𝙤 𝙗𝙚 𝙣𝙤 𝙣𝙖𝙣𝙤𝙣𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙨𝙮 𝙣𝙞𝙩𝙖𝙙𝙮 𝙋𝘿𝙁 𝙖𝙣'𝙞𝙩𝙮 𝙗𝙤𝙠𝙮 𝙞𝙩𝙮 𝙩𝙖𝙩𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙥𝙚𝙟𝙮.
𝙇𝙞𝙫𝙧𝙚 𝙙𝙪 𝙎𝙮𝙢𝙗𝙤𝙡𝙞𝙨𝙢𝙚, ireo izay efa namaky ny Livre de la sagesse no anisan'ny tena mikaroka ity boky ity.
Boky tokana mirakotra ny symbolisme miafina rehetra ary tsy natao ho an'ireo tsy ao anatin'ny tontolo ara-panahy mihintsy na dia accessible tsara ho an'ny olona vao manomboka ary.
VERSION FRANÇAISE (PDF)
⚡23,95 𝙀𝙪𝙧𝙤 ( 119.000 𝘼𝙧𝙞𝙖𝙧𝙮 ) 𝙣𝙤 𝙫𝙞𝙙𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙞𝙩𝙮 𝙋𝘿𝙁 𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙇𝙞𝙫𝙧𝙚 𝙙𝙪 𝙨𝙮𝙢𝙗𝙤𝙡𝙞𝙨𝙢𝙚 𝙞𝙩𝙮 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙢𝙖𝙠𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙨𝙞𝙩𝙚 𝙤𝙛𝙛𝙞𝙘𝙞𝙚𝙡 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙤.
Tsy asiako fanazavana be mikasika ny livre du symbolisme fa ireo izay efa mahafantatra sy mikaroka ity boky ity ihany no afaka mividy.
JEREO NY VIDEO
Ahitana ny hevitra miafina ary ihany koa pratique mifanaraka aminy ao anatin'ny boky ary alefako ao amin'ny commentaire ao ny capture ny symbole mety ho hitanao ao.
======================================
Rehefa mividy ny livre du symbolisme ianao dia omeko maimaim-poana ny guide pratique feno " 𝘼𝙘𝙩𝙞𝙫𝙚𝙧 𝙡'𝙊𝙚𝙪𝙞𝙡 𝙞𝙣𝙩é𝙧𝙞𝙚𝙪𝙧 " sy " 𝑳𝒆 𝑮𝒖𝒊𝒅𝒆 𝑼𝒍𝒕𝒊𝒎𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝑪𝒓é𝒆𝒓 𝒍𝒂 𝑹é𝒂𝒍𝒊𝒕é " izay nosoratan'i Harry B Joseph ihany koa.
Ireo boky kely roa indray dia fampiarana no tena hitanao ao anatiny débutant à Avancer.
𝙃𝙞𝙩𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 " 𝘼𝙘𝙩𝙞𝙫𝙚𝙧 𝙡'𝙊𝙚𝙪𝙞𝙡 𝙞𝙣𝙩é𝙧𝙞𝙚𝙪𝙧 " 𝙤𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙩𝙤 𝙚𝙭𝙚𝙧𝙘𝙞𝙘𝙚 𝙞𝙧𝙚𝙩𝙤:
Visualiser et créer : Développer une imagerie mentale claire et intentionnelle.
Percevoir la 4e dimension : Interagir avec le plan astral et la cognition non linéaire.
Rêve lucide : Obtenir la maîtrise consciente des états de rêve pour l'exploration ou la manipulation de la perception.
Intuition et perception extrasensorielle : Accroître l'adaptabilité cognitive et la résolution de problèmes complexes.
𝙃𝙞𝙩𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 " 𝑳𝒆 𝑮𝒖𝒊𝒅𝒆 𝑼𝒍𝒕𝒊𝒎𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝑪𝒓é𝒆𝒓 𝒍𝒂 𝑹é𝒂𝒍𝒊𝒕é " 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮:
Comment l'idée devient matière à travers les différents plans d'existence.
Le véritable rôle du désir et de la volonté comme carburants créateurs.
Des méthodes pratiques (symboles, rituels, méditations) pour ancrer vos intentions.
L'action alignée : le maillon indispensable pour concrétiser vos rêves.
=========================================
Toa ny teo aloha dia voafetra ihany ny afaka mahazo ny boky ary ireo 35 mahafeno fepetra ihany izany.
Efa nisy 24 nahazo noho izany dia olona 11 sisa no afaka mahazo ny boky.
Afahanao mahazo ny fepetra sy ny vidin'ny boky dia soraty ao amin'ny commentaire ny "SYMBOLISME" na midira message avy hatrany.