Kanto.Ko

Kanto.Ko Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kanto.Ko, Shopping & retail, Antananarivo.

18/05/2026

"Tu n'as pas Jésus, ta beauté est annulée..." ��

​Marina sa diso? Sao dia misy manana fanontaniana ("Des questions ?") fa vonona hamaly aho! ��

16/05/2026

Atopatopan’ny onja eo ihany... fa ny vava tsy maintsy mihomehy!

​Mirary faran’ny herinandro feno fialan-tsasatra sy tsiky ho antsika rehetra! Happy weekend! ��

15/05/2026

Merci tamin’ny firarintsoa ry zareo an!😘😘

🔥 NOUVEL ARRIVAGE 🔥Sandale plateforme vaovao tonga 😍✨ Léger✨ Confortable✨ Tena manja rehefa anaovana⚡ Stock limité📞 Inbo...
12/05/2026

🔥 NOUVEL ARRIVAGE 🔥
Sandale plateforme vaovao tonga 😍
✨ Léger
✨ Confortable
✨ Tena manja rehefa anaovana
⚡ Stock limité
📞 Inbox na antsoy : 038 83 949 08

🌟🥳 Heureux anniversaire à ma merveilleuse fille ! 🥳🎉😍​Zanaka vavy mahafatifaty sy mahafinaritra, mirary anao ho sambatra...
08/05/2026

🌟🥳 Heureux anniversaire à ma merveilleuse fille ! 🥳🎉

😍​Zanaka vavy mahafatifaty sy mahafinaritra, mirary anao ho sambatra hatrany. 😘😘😘😘
💝Reste aussi spéciale que tu l'es. Maniry ny tsara indrindra ho anao amin'ny dingana rehetra alehanao aho.
​Je t'aime plus que tout ! ❤️🌟

Modely tokana, ho anao manokana!​Tsy misy mitovy, tsy misy mifanakaiky. Sahia misongadina amin'ny Kanto.ko.Ny "Style" sy...
07/05/2026

Modely tokana, ho anao manokana!
​Tsy misy mitovy, tsy misy mifanakaiky. Sahia misongadina amin'ny Kanto.ko.
Ny "Style" sy ny "Confort" mitambatra ho iray! 💎

06/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Äh Cÿah, Rijad Rova

29/04/2026

aza tara fa efa kely sisa an!

✨ KAPA ELEGANTA – Ny kanto sy ny fampiononana mitambatra! ✨ ​Ho anao mitady kiraro malefaka, mateza, nefa manome endrika...
28/04/2026

✨ KAPA ELEGANTA – Ny kanto sy ny fampiononana mitambatra! ✨

​Ho anao mitady kiraro malefaka, mateza, nefa manome endrika kanto foana na aiza na aiza aleha. Ny Kanto.ko dia manolotra anao ity "Kapa Eleganta" ity, natao ho an'ny vehivavy tia lamaody sy mikarakara ny tongony.

​✨ Nahoana no ity no hofidinao?

​Malefaka & Mahasoa: Fiadanana ho an'ny tongotra mandritra ny andro. ​Design Eleganta: Mety amin'ny karazan'akanjo rehetra (pataloa, zipo, akanjo lava). ​Mateza: Kalitao avo lenta, tsy mora simba.

​🎨 Misy loko 3 azo isafidianana:

​⚪ Crème (Beige) ​🟤 Marron ​⚫ Noir

​💰 NY VIDINY:

📌 Antsinjarany (Unité): 20.000 Ar

📌 Ambongadiny (Gros): 15.000 Ar

​🚀 Tolotra fanampiny:

✅ 100% Satisfaction Garantie

📦 Livraison Rapide (Manerana an'i Madagasikara)

🤝 Paiement à la livraison

​📞 Hanafatra avy hatrany?

Antsoy ny: 038 83 949 08

Na mandefa hafatra mivantana (MP) ato amin'ny pejy.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kanto.Ko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share