25/02/2026
SALUT SALUT daholo🥰
Hizara astuce kely naturel manadio tarehy sy manala panda amin'areo zah Androany an 🤗
Indro ary ny zavatra ilaina :
👉 Voatabia masaka tsara
👉 Lafarine
Fomba fikarakarana azy :
Silahana roa avy atrany ilay voatabia de asiana lafarine eo ambony ,iny no ikosehana an'ilay tarehy lomana 30min aveo kobanina amin'ny rano matimaty, atao isan'andro .
Tena efficacce be io e reto an de mazotoa mikarakara vatana foana 😍
asio j'aime foana ny page mba ho fisoarana o