Asa tanana Mdg

Asa tanana Mdg ✍️ASA TANANA crochet Rafia✍️

📢MITADY MPIASA MAHAFE CROCHET RAFIA 📢 Izahay Atelier ASA TANANA MDG dia mitady olona maro afaka miasa amin'ny Atelier mi...
04/02/2026

📢MITADY MPIASA MAHAFE CROCHET RAFIA 📢
Izahay Atelier ASA TANANA MDG dia mitady olona maro afaka miasa amin'ny Atelier miasa isan'andro.
🎗️Fepetra Takiana🎗️:
-Mahafe tsara ny Point rehetra
-Efa zatra miasa ka mahaenjika Isa izay omena
-tsara Tanana, tsara qualité
-Haingam-piasa ary Mazoto
-Olona efa nanangana poketra
-VONONA MIASA ANY AMIN'NY ATELIER

💢NB: Raha mahaliana anao dia aza misalasala miantso na mandefa Mp manontany ny andinindininy
📞Contact :0344207415
Page: Velombolo Mada
🏡Lieu :ASA TANANA MDG Ampanotokana

💄𝐴𝑇𝐸𝐿𝐼𝐸𝑅 𝐷𝐸 𝑀𝐴𝐾𝐸 𝑈𝑃💄     👉🏻𝑺𝒑𝒆́𝒄𝒊𝒂𝒍 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒆𝒔 𝑫𝑬𝑩𝑼𝑻𝑨𝑵𝑻👈🏻 💢Ho anao izay maniry ny Hianatra MAKE-UP ,Tena mbola tsy mahay m...
08/02/2025

💄𝐴𝑇𝐸𝐿𝐼𝐸𝑅 𝐷𝐸 𝑀𝐴𝐾𝐸 𝑈𝑃💄
👉🏻𝑺𝒑𝒆́𝒄𝒊𝒂𝒍 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒆𝒔 𝑫𝑬𝑩𝑼𝑻𝑨𝑵𝑻👈🏻
💢Ho anao izay maniry ny Hianatra MAKE-UP ,Tena mbola tsy mahay momban'izany mihintsy🫠Natao ho anao ity. 💬Hianarana avokoa ny Téchnique rehetra de 𝔸 à ℤ.
💬In-1 mianatra ihany dia mahavoafe ny rehetra.
💬Mampianatra Cool,Mafinaritra,Tsotra,..
💬Ny mpianatra ato aminay dia voahara-Maso tsirairay.
💬 Tsy maintsy mahay voa mivoka avy ato aminay.
💬 Tsy mitady olona intsony hanao Make Up Tenanao.
💬Afaka miasa avy atrany manao MakeUp à Domicile.
💬Vonjivonjeo fa voafetra ny Toerana(ankizy 4ihany no indray raisina) amin'izay voaharamaso tsara.
Fidirana: tout les Jours(mila manao réservation Place) olona 2/j iany Tompoko💢‼️
🏘️Lieu:Ambatomainty
📞0344207415 /0335402627.

Bonjour  daoly ooh!🌺🌺Vao mampiasa tonga d afa_po 😋🌸 Mitombo hatrany ireo mijoro vavolombelona  t@ fampiasana  SHAMPOING ...
19/07/2021

Bonjour daoly ooh!🌺🌺Vao mampiasa tonga d afa_po 😋🌸 Mitombo hatrany ireo mijoro vavolombelona t@ fampiasana SHAMPOING Á BASE DE BEURRE DE CACAO ET D'HUILLE DE RICIN + Vitamine E [ Nautrel 100% ] ho izy Manalava volo aingana b sy mapatevina ar ampitsahatra nvolo miongotra na tapatapaka na vakivaky , Mitsabo sy mamerina nvolo simban'ny coloration , fer ,sns.. manalefaka sy mampangirana volo , manala angadrano..
Mp direct izay icommande 🌺🌺 0345064334

Bonjour  daoly!! 🌺🌺  Produit naturel Á BASE D'HUILLE DE RICIN Tonga d afa-po vo.mampiasa azy 👌🏻 Ho anao manana olana am ...
21/06/2021

Bonjour daoly!! 🌺🌺
Produit naturel Á BASE D'HUILLE DE RICIN
Tonga d afa-po vo.mampiasa azy 👌🏻
Ho anao manana olana am resaka volo na ko tianao ny anana volo lava no sady matevina , ity vahaolana tena tsar sady efficace ... Tsy mifidy karazambolo ary mampaniry loha sola no sady Mampitsahatra ny volo miongotra na tapatapaka na vakivaky ar Mamerina no mitsabo nvolo simban'ny coloration.na.fer , Malefaka sy mampangirana volo ,manala angadrano... Tongava mp avy hatrany ra mila fanazavana fanampiny ianao..
Contact 0345064334

Address

Tana
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261345064334

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa tanana Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share