Zena Store

Zena Store 💖 Révèle ta beauté naturelle ✨
🔥 Produits tendance & utiles
🚚 Livraison rapide à Madagascar

18/06/2026

Ianao ve mino ny hevitry ny nofy? 🌙✨ Misy milaza fa nofinofy tsotra fotsiny izy ireny, fa misy koa mino fa indraindray, ao anatin'ny nofy no itenenan'ny fanantenana sy ny ho avy amintsika… ❤️💭"
✨ Ary ianao, efa nisy nofy ve tsy hadinonao satria toa nisy hafatra na heviny manokana? 💬 Zarao ao amin'ny commentaire ny zavatra inoanao : Mino ny hevitry ny nofy ve ianao sa tsia? 👇❤️

31/05/2026

🎶💛 Neny ô… 💛🎶
🙏✨ Ny vavakao no hazavana mitarika ahy… ✨🙏
🌙 Rehefa mangina ny alina,
🙏 Ianao mbola mivavaka ao.
😢 Ny ranomasonao miafina,
💝 Ataonao sorona ho ahy foana.
💔 Na reraka aza ny fonao,
🤍 Tsy mba navelanao ho hitako.
😊 Fa ny tsikinao malefaka,
🚶‍♂️✨ No nanarina ny diako.
🌫️ Ary rehefa very làlana aho,
🎶 Ny feonao mbola antso reko.
🌟 Toy ny hazavana avy lavitra,
🕊️ Mitondra fitoniana ato am-po.
🙏💛 Andriamanitra ô… tahio i neny,
😇 Fa izy no anjely nomenao ahy.
♾️ Ny fitiavany tsy mety ritra,
💧✨ Toy ny rano velona ao anatiko ao.
🛡️ Arovy izy amin’ny ratram-po,
😊🌸 Omeo hafaliana sy fiadanana.
🌙🙏 Fa ny vavak’i neny isan’alina,
💪💛 No mbola mampijoro ahy hatramin’izao. 💛
👶 Fony mbola zaza madinika aho,
🤲 Ny tananao no nitrotro ahy.
🧑 Ankehitriny efa lehibe aho,
❤️ Fa mbola ao am-ponao ihany.
📖✨ Ny teninao feno fahendrena,
💭 Mbola velona ato anatiko.
💞 Ary ny fonao tia tsy misy fetra,
💎 No harena lehibe ho ahy.
🌬️ Raha mbola misy fofon’aina,
💌 Tiako ho fantatrao neny…
❤️ Fa tsy hisy olona hahasolo,
🏡💛 Ny toerana misy anao ato am-poko.
🙏💛 Andriamanitra ô… tahio i neny,
🤲 Hazòny mafy ny tanany reraka.
🌈 Avereno aminy ny hafaliana,
😊 Nozarainy taminay isan’andro.
👩‍👧 Fa ny fitiavan-dreny eto an-tany,
☁️✨ Dia taratry ny lanitra mihitsy…
🙏💫 Ary ny vavak’i neny ho an-janany,
♾️💛 Tsy very mandrakizay… 💫🙏🎶

bonne fête maman a!

27/05/2026

Courage à toutes les femmes qui traversent des douleurs silencieuses… 🤍

Celles qui se battent contre la maladie 🕊️, le manque de travail 💼, les déceptions 😔, les blessures de la vie ou les nuits remplies de pensées… 🌙

Même quand le cœur est fatigué, vous continuez d’avancer avec une force incroyable. 🌷

N’oubliez jamais qu’après les saisons difficiles, la lumière finit toujours par revenir. ✨

Et parfois, un simple sourire 😊, une parole douce 💌 ou une petite victoire du quotidien suffit pour rallumer l’espoir dans un cœur de femme. 💖

Vive toutes les femmes fortes, courageuses et pleines de douceur malgré les épreuves. 👑🤍

« Si tu traverses une période difficile, sache que tu n’es pas seule. 🌸

👉 Laisse un 🤍 en commentaire pour envoyer de la force à toutes les femmes qui en ont besoin aujourd’hui. ✨

25/05/2026

Faly aho zareo a… tena faly mihitsy .

Indraindray isika dia manasarotra loatra ny fiainana…
Mieritreritra zavatra lehibe sy sarotra be, ka rehefa tsy mifanaraka amin’izay nantenaina ny zava-misy dia malahelo 💭🍂

Fa tamin’iny Alahady iny… nisy zavatra kely nitranga, nefa nandrehitra hafaliana lehibe tato anatiko 🤍🕯️
Nisy olona nipetraka teo akaikinay… ataoko hoe “Tsara” ny anarany 😊

Izaho tamin’izay nanadino nitondra labozia.
Dia nomeny ahy ny iray tamin’ny azy, satria mbola nanana roa ry zareo ✨
Mety ho toy ny zavatra tsotra izany eo imason’olona…
Fa tamiko, lalina ny heviny 🌷
Satria ny afo dia endriky ny Fanahy Masina 🔥🕊️

Toy ny hoe nizara hazavana sy fitahiana tamiko izy ireo… tsy tamin’ny teny be, fa tamin’ny fo feno hatsaram-panahy 🤍
Dia tsapako tamin’izay hoe :
tsy voatery hanana be dia be vao afaka mizara 🌿
Indraindray, fihetsika kely iray monja… dia efa afaka manafana fo, mampitsiky olona, ary mamelona fanantenana ✨

Tsy nifankafantatra akory izahay…
Nefa ilay fahatsorana sy fifampizarana dia lasa fahatsiarovana mamy tsy voavidim-bola
Mbola misy tokoa ny hatsaram-panahy eto an-tany…
Ary indraindray, ao anatin’ny zavatra madinika indrindra no ipoiran’ny fahagagana 🤍🕯️

Ary ianao… efa nisy fihetsika kely nataon’olona nahafaly ny fonao ve?
Zarao ao anaty commentaire 🌷👇

20/05/2026

“Le courage, ce n’est pas de ne jamais tomber…

c’est de toujours trouver la force de se relever et de ne jamais abandonner.” 💪✨

Et toi, quelle est la chose qui te donne la force de continuer ?”

Courage

Tia manao voyage Ianao ? ity misy Kit de voyage tsara kely🥰🥰🥰Pack de salle de bain 5 en 1 Na ampiasaina ao an-trano mety...
16/05/2026

Tia manao voyage Ianao ?
ity misy Kit de voyage tsara kely🥰🥰🥰
Pack de salle de bain 5 en 1
Na ampiasaina ao an-trano mety foana e!!
Inona no ao anatin'ity Kit ity?
Trousse mangarahara (Transparent Bag): Mateza, misy raba (fermeture), ary mora jerena ny zavatra ao anatiny. Miaro amin'ny rano (waterproof).

Boaty fitondrana borosind nify (Porte-brosse à dents): Lava sy manana endrika maoderina (design strié), miaro ny borosinao ho madio foana.

Boaty fitondrana savony (Boîte à savon): Boribory lavalava, tsotra nefa kanto (minimalist).

fihogoana (Peigne): Fohy, mora entina, ary tsy mandany toerana.

Spaonjy (Fleur de do**he): Malefaka tsara, mampitombo ny tavo-tsavony ary manadio ny hoditra.

🌟 Ny tombony amin'ity vokatra ity:
Style Minimaliste & Chic: Ny loko "beige" sy ny mainty dia miaraka tsara, Sady tsy de lafo vidy (luxurious look).

Mora entina (Pratique): Tsy mandany toerana ao anaty vata fampirimana (valise) na ao an-dakozia/efitrano fandroana.

Hevitra fanomezana tsara (Idée Cadeau): Mety ho an'ny namana, vady, na havana tia mandehandeha na tia fahadiovana
👉Raha Lina dia afaka miresaka Mp
Aza tara an!💖💖💖

Maman a! Havaozy tanteraka ny fitaovana ao an-dakozanao amin'ity Méga pack cuisine  ity. Fitaovana tsara tarehy, mateza,...
16/05/2026

Maman a! Havaozy tanteraka ny fitaovana ao an-dakozanao amin'ity Méga pack cuisine ity. Fitaovana tsara tarehy, mateza, ary manamora ny fandrahoana sakafo isan'andro!

✨ Ny zavatra rehetra ho azonao ao anatiny:
Sera-pandrahoana (Casseroles & Marmites) misy sarony vera mangarahara (azo jerena tsara ny sakafo masaka).

Lapoaly (Poêles) tsy manitsy dity (anti-adhésif) ho an'ny fisafoana sy ny endasina.

Fitaovana fandrahoana feno (Ustensiles) toy ny sotrobe, mpadika sakafo, ary sotro misy lavatsofina.

🌟 Ny tombony azo:
Loko mainty mat (Black Sleek Design): Manome endrika "chic" sy maoderina ny lakozanao.

Tsy manitsy (Non-stick coating): Mora diovina ary tsy mila menaka be rehefa mahandro.

Sarony vera matevina: Mitazona ny hafanana sy ny hamandoan'ny sakafo.

📞 Raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny:
Anaran'ny vokatra: Mega Pack Cuisine 13 pièces 📱 Laharana finday: 034 18 248 85

16/05/2026

Rappel pour les challenges

14/05/2026

Parfois, on cherche le bonheur très loin…
Alors qu’une vie Zen commence simplement par :

✨ Se réveiller avec gratitude
✨ Éviter les pensées négatives
✨ Prendre du temps pour soi
✨ Sourire même dans les moments difficiles
✨ Avancer doucement, sans se comparer aux autres

La paix intérieure est une force 🤍

Apprends à protéger ton énergie et à choisir ce qui te fait du bien.
🌸 Reste calme.
🌸 Respire.
🌸 La vie n’est pas une course.

Zena Store — douceur au quotidien ✨

Et vous, quelle habitude vous aide à garder une vie Zen ?

Address

Antananarivo Atsimondrano
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zena Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share