15/09/2026
🟢🔵 BÂCHE DE PROTECTION/ LABASY IMPERMEABLE 🔵🟢
👉 Arovy tsara ny entanao, aza miandry ny orana vao mitady bâche! 🔥
🌧️ Tsy matahotra orana sy hamandoana
☀️ Mahatanty masoandro sy toetr’andro
💪 Mafy sy mateza
🔩 Misy œillets renforcés, mora fatorana sy azo antoka
🚛 Mety tsara amin’ny: kamiao, remorque, hazo, fitaovam-panorenana, entana isan-karazany ary fampiasana maro hafa.
💰 VIDINY:
LABASY MAINTSO
🟢 3×4 m → 135 000 Ar
🟢 4×5 m → 200 000 Ar
🟢 5×6 m → 250 000 Ar
🟢 6×8 m → 340 000 Ar
🔵 LABASY MANGA
2×3 m → 30 000 Ar | 3×3 m → 35 000 Ar | 3×4 m → 45 000 Ar
4×5 m → 60 000 Ar | 4×6 m → 65 000 Ar | 6×5 m → 75 000 Ar | 6×8 m → 95 000 Ar
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara 🇲🇬
📞 Antsoy ny : 038 14 148 90