Savoka ilo

Savoka ilo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savoka ilo, Shopping & retail, Antananarivo.

09/08/2026

EFA TONGA NY VERNIS SPÉCIAL AN!
fatao amin'ny fanaka
neutre (transparent)
mampangirana
afaka diovina tsara
tsy misy fofona 😍

vaovao be EFA MISY POINT DE VENTE KOA              💥 DIEGO💥0322748350 mayrah no miandraikitra azy
29/07/2026

vaovao be
EFA MISY POINT DE VENTE KOA
💥 DIEGO💥
0322748350
mayrah no miandraikitra azy

Mandray commande hatrany 10000ar fahefany+vernis 13000ar 35cl +VERNIS 20000ar tapany + vernis 32000ar 1litre +vernis.   ...
29/07/2026

Mandray commande hatrany
10000ar fahefany+vernis
13000ar 35cl +VERNIS
20000ar tapany + vernis
32000ar 1litre +vernis.
0349116373
0330652916
manao livraison

EFA MISY POINT DE VENTE ❤️ANTSIRABE ❤️Eo amin'ny 👉 ANTSINANANTSENA SABOTSY misy azy
28/07/2026

EFA MISY POINT DE VENTE ❤️ANTSIRABE ❤️
Eo amin'ny
👉 ANTSINANANTSENA SABOTSY misy azy

26/07/2026

💥BETSAKA IANAREO NO MANOTANY HOE RAHA SOMARY LASA VASOKA ILAY SAVOKA DIA ATAO AHOANA?
Tsotra ny vaholana averina hosorana vernis Dia lasa mangirana indray💥💥

Mankasitraka ireo nanjifa androany sy izay mbola nanjifa ary ny efa nanjifa hatrizay MANDRAY COMMANDE SAVOKA HATRANY 🥰mi...
25/07/2026

Mankasitraka ireo nanjifa androany
sy izay mbola nanjifa ary ny efa nanjifa hatrizay
MANDRAY COMMANDE SAVOKA HATRANY 🥰
mirary Alina mamy ho antsika rehetra

25/07/2026

mirary tontolo andro mahafinaritra antsika rehetra indray
🥰🥰izahay secret mampangirana tranonao lalandava savoka ilo 💥

SAVOKA MANJOPIKA ILO💥Ity Ilay savoka mahafapo ny maro ♥️tsisy fofona ,mora maina ,tsy manaraka tongotra,maharitra be♥️  ...
06/07/2026

SAVOKA MANJOPIKA ILO💥
Ity Ilay savoka mahafapo ny maro
♥️tsisy fofona ,mora maina ,tsy manaraka tongotra,maharitra be♥️
🤎 Marron
♥️Rouge
❤️Grenat
💥MISY neutre IHANY KOA ILAY vernis TRANSPARENT
🌟 SPECIAL FANAKA
🌟ATAO GORODONA TSY ASIANA LOKO
🌟 PARQUET
AMINY VIDINY MIRARY HATRANY
👉 fahefany 0, 25l : 10000ar +vernis
👉tapany 0,50l :20000ar +vernis
👉35cl :13000ar +vernis
MANDEFA PRIX DE GROS IZAHAY
FOMBA FAMPIASANA AZY :
1-Sasana tsara Ilay osorana savoka (avela ho maina)
2-Osorana savoka manjopika ilo rehefa maina tsara
3- endrasana maina iny de atao 2eme Raha Tiana hazava kokoa fa Raha tinao 1ere fotsiny de efa mety
4-hosorana vernis tsara rehefa maina teo aloha de mangirana be💥
Manao livraison partout
mp ou 0349116373

Mirary Alina mamy ho anareo manaraka pejy 🥰🙏          anaty tokatrano sy trano madio hatrany miaraka amin'ny savoka ilo
01/07/2026

Mirary Alina mamy ho anareo manaraka pejy
🥰🙏

anaty tokatrano sy trano madio hatrany miaraka amin'ny savoka ilo

11/06/2026

tena mankasitraka tamin'ny retour
tena hoe mamy
noporofoiny mihitsy tamin'ny video
cliente ideal
sah

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savoka ilo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share