10/10/2026
Hé ooo...
Zao kosa anie hateviny reto matelas nay Ireto e, tout blanc , mifono sachet tsara, vaovao 👌
Dia manontany ianareo hoe, ahoana n'y densité -ny⁉️
👉Ataoko hoe na olona 10 aza hitsinjaka eo tsy miontsina io an.
Forte densité, durée de vie 7 à 10ans
✅Misy daholo 90/190, 140/190, 180/200
Misy prix de gros koa ato aminay , manao sur mesure🥰
🚐Manao livraison
Mandefa any Amin faritra