27/07/2026
Salama Tompoko
izahay ato @ Voitures de location accessible à Madagascar 🚘🚎
dia manome ny tolotra tsara kalitao ho Anao mpanjifa ✅🚎🚘
Fikambanana,Olo-tsotra,Fiangonana,fianakaviana-mpianatra sy ireo maro tsy voatanisa 🚖🚘🚎✅📝
-Maro ireo Fiara azonao hisafidianana ✅
- Mandeha aminy izay toerana tinao haleha ✅
-Mpamily Sady tsotra no zadraharaha✅🚎
-ny fiara ,matanjaka,madio Ary raitra ✅🔥🚎🚘
koa antsoy ary ny laharana 0342424143
hafahanao maka ny andinindiny ✅