20/06/2026
Amiko manokana tena niaina harcelement ity zaza ity tany ampianarana..teny amin’ny fiarahamonina 😪🥹
👌Nila sofina nihaino izy fa dépression be ny nahazo azy
👌Tsy ilay Manga sy Death note irery no tompon’andraikitra fa ny RAD re mba jereo akaiky ny zanakao..savao ny momba azy..fantaro ny namany sy ny manjo azy any am-pianarana..ny Reny dia tokony ho meilleur amie ny zanany vavy..eny fa na lahy aza
👌Tsy biby fatahorana ny RAD fa mba maneke mipetraka amin’ny toerany fa aza tia mitsara2 fahatany
👌Aza atao fombafomba ny fivavahana fa aoka mba tena ho mpivavaka..ampifataro ny zanakao ny atao hoe tena mivavaka
👌Betsaka ny zanaka famille chrétienne amzao tena mody masina ao an-trano ary nefa rehefa any ivelany tena zavatra hafa no ataony fa noho ny tahotra ny RAD dia mody masina be ao an-trano sao bedy fa mpivavaka..tsy Jesus no atahorany fa ilay hoe ho bedy ao an-trano 😭
Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany