JS shop fripe

Call

JS shop fripe Tsara sady mora t'

08/03/2025

Miarahaba anareo vehivavy rehetra aminโ€™izao andro manokana izao! โค๏ธ๐ŸŒธ

03/03/2025

๐ŸŒŸ COURS DE CHINOIS POUR ENFANTS OOOO!!!! ๐ŸŒŸ
Zanak'iza daholo ilay tia langue sy tiana hahay sahady ilay "langue de l'avenir"?
๐ŸŽ‰ FANOMEZANA MAMY BEEEE an: Fitaovam-pianarana MAIMAIMPOANA ho an'ireo 10 misoratra anarana voalohany !
Ndao daholo fa ny CFLC dia vonona hanampy ny ankizy rehetra hahafehy, izany teny sinoa izany, amin'ny fomba tsotra sady mahafinaritra eee!!!
๐Ÿ“… Isaky ny Alarobia hariva, amin'ny 02 ora hatramin'ny 04 ora.
๐Ÿ“š Faharetany : 12 volana
๐Ÿ”ข Dingana lalovana : YCT 1 - YCT 2 - YCT 3
๐Ÿ’ฐ Saram-pianarana : 60 000 Ar / mois
๐Ÿ“š Fisoratana anarana : 40 000 Ar
Fanampim-panazavana:
034 64 022 83
038 50 820 49

Address

Antananarivo

Telephone

+261331444367

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JS shop fripe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share