31/07/2026
Bonjour daholo 🥰
izy zany no nahazo ilay JP 5.000ar fa dia mankasitraka atsika rehetra taminy fandraisana anjara fa kilalao ihany moa zany iny😍
Aza matahotra nareo fa Mbola hisy kilalao fona isikaFitiavana Rakakakak alo zany no nahazo azy tamty🙏
Bonne journée daholo indray eh🥰