BiocÉ

BiocÉ Production des produits biologique et écologique

Mitady zavatra atao mba hapidi-bola ve ianao kanefa tsy dia manampotoana?? Mahafantatra mpamboly betsaka ve anefa ianao ...
03/03/2021

Mitady zavatra atao mba hapidi-bola ve ianao kanefa tsy dia manampotoana?? Mahafantatra mpamboly betsaka ve anefa ianao @ toerana izay misy anao? Mety mahasoa anao ity.

Fantatrao ve fa ny tantsaha no maro an'isa indrindra eto ? (azo lazaina ho ny 75%)
Ary fantatrao ve ny olana matetika mahazo azy?(lany tsiro ny tany, kely ny vokatra, tsy mateza ny vokatra rehefa tsy lafo...)
!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! OPPORTUNITE !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Izahay ato BiocÉ dia mamokatra zezika sy ranom-panafody Biolojika izay tena ilain'ny tantsaha hahatsara ny vokany.
Raha toa ianao mazoto hiara hiasa aminay dia izahay hamokatra @ izay filana ilain'ny client anao, ianao hivarotra ary haka tombony @ izany.
Raha liana ianao dia mandefasa mp na antsoy ny 0341089479.

""Miara mandroso na izaho na ianao indrindra fa ny tantsaha""

Address

Ampangabe
Antananarivo

Telephone

+261341089479

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BiocÉ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BiocÉ:

Share