08/03/2023
Nahasoa ahy dia mba zaraiko πβ€οΈ
Ravin-goavy (Feuille de goyave)π€mampijanona FIHINTSANAM-BOLOγ°οΈβ°βΏ
T@ volana fΓ©vrier teo iny , tena nihintsana be voloko π₯πtena nieveriko f aretina mihintsy Azaπ₯, vao hogoina (na section kely ary d Efa nihintsana be)π₯
Niezaka nanapaka ihany f eh ehh ts nety nijanona ty izyπ₯
Farany , nanao recherche t@Internet zavatra naturel mba mampijanona anβilay fihintsananβny volokoβ€οΈβ€οΈπ
Tena Ts nahasaiky nanisy produit t@voloko mints za β¦nβa menaka nβa innaπ₯satria noheveriko oe sao mba produit ampiasaiko no nahatonga anzany(Produit industrielle mou ilay izy f ts ho tononiko nβy anarany)
D ity astuce ty mba itako no Sady nolazainβolona ahyβ€οΈ
βοΈZavatra ilaina :
_Ravina goavy na feuille de goyave (maina na lena)
_Rano (Izay hitanw fa tokony mety )
βοΈFomba fanaovana azy
Atambatra ilay ravina sy ilay rano dia ampangotrahina miaraka , mandrapahazahoana rano mi loko maintso β
βοΈFomba fampiasa azy
Avela hangatsiaka (izay zaka) ilay rano azoπ₯°ary atao rano ikobanana volo farany
Na ihany koa atao anaty vaporisateur (io io) dia protsihina isaky ny hibango voloπ₯°
Une semaine nampiasa azy (2fois par semaine ) d Efa nijanona le volo nihintsanaπβ€οΈ
Mankasitraka ary ialana tsiny f somary lavalava πβ€οΈ