Sera Klaxon

Sera Klaxon Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera Klaxon, Shopping & retail, Itaosy Cité, Antananarivo.

🔥 Feu de Gabarit Super Bright – Qualité Premiumfeu de gabarit🚚 Moto – Camion – Tricycle – Taxi✨ Manazava be • Tsy mandan...
26/11/2025

🔥 Feu de Gabarit Super Bright – Qualité Premium

feu de gabarit

🚚 Moto – Camion – Tricycle – Taxi
✨ Manazava be • Tsy mandany courant • Maharitra ela

➡️ Avantages :

💡 Fitaratra LED mamirapiratra
🔌 12V / 24V – Mety amin’ny fiara rehetra
🌧 Maharitra na orana na tara-masoandro
🔧 Mora apetraka
🔥 Tsy mafana, tsy mandoro batterie

➡️ Misy loko :
🔵 Manga – 🔴 Mena – 🟢 Maitso – ⚪ Fotsy – 🟠 Orange
➡️ Mety amin’ny :
Camion & Remorque
Pick-up
Moto & Scooter
Bajaj / Tuk-tuk
Kabine sy caisse arrière
📞 0341355345
🚚 Livraison Antananarivo sy manodidina
💬 Azo atao commande WhatsApp

Ho anao te anendrika Fiara ireto 🔥 feu de gabarit Sady mipipika strobo no flash tena mazava Sady double option (veilleus...
19/10/2025

Ho anao te anendrika Fiara ireto 🔥 feu de gabarit Sady mipipika strobo no flash tena mazava Sady double option (veilleuse permanent sy strobo)
👉 Mora installation any
👉 Efa misy fixation
👉 Manao livraison izahay
Manasa anao iditra Mp raha mila vidéo sy fanazavana bebekokoa
Afaka miantso ihany koa
0341355345

Natao Ho anao ireto FEU DE GABARIT stylé ireto, Ho anao tia manaingo fiara✔️ Tena tsara avokoa qualité ✔️ Mora apetaka, ...
15/10/2025

Natao Ho anao ireto FEU DE GABARIT stylé ireto, Ho anao tia manaingo fiara
✔️ Tena tsara avokoa qualité
✔️ Mora apetaka, efa misy fixation
✔️ Mazava tsara fiaranao amin'ny Alina
Sady mibika
✔️ Misy an'ilay Flash mipipika, sady
Betsaka mode ao anatiny
✔️ Manao livraison izahay
Aza misalasala ary manao commande Raha misy mahalina anao, afaka miditra Mp ihany koa raha mila vidéo sy misy fanontaniana fa vonona hamaly anao izahay

☎️0341355345

🔥LED STROBO MIPIPIKA🔥👉 Tena manendrika fiara na moto tsara,       miovaova ny fomba pipikany👉 Qualité tena tsara satria ...
08/10/2025

🔥LED STROBO MIPIPIKA🔥
👉 Tena manendrika fiara na moto tsara,
miovaova ny fomba pipikany
👉 Qualité tena tsara satria ilay fixation
ao ariana fa tsy plastique
👉 12/24volt mety daholy izay asina azy
👉 Manao livraison izahay

Mp na ☎️ 0341355345

EFA TONGA ARY ENTANA Ho anareo ilay mitady jiro mamaky zavona sy orana tsara mihitsy, HALOGEN tsara ampoule miaraka amin...
03/10/2025

EFA TONGA ARY ENTANA

Ho anareo ilay mitady jiro mamaky zavona sy orana tsara mihitsy, HALOGEN tsara ampoule miaraka aminy tsy mitovy amin'ny Antibrouillard tsotra fa arakarakin'ny firehetany vao maika mazava kokoa
👉DISPONIBLE DENJI 19cm misy BLANC
sy JAUNE misy veilleuse daholy
👉Misy koa ilay 22cm diamètre misy
veilleuse
👉Misy ihany koa OVALE misy veilleuse
LED
👉Misy koa ireo kelikely carré sy
rectangle
👉Manao livraison izahay Ary mandefa
amin'ny faritra
Mp Ary na ☎️ 0341355345

TSY MIJALY INTSONY enao rehetra tratra maizina, indrindra amin'izay ririnina izao, tonga dia anao irery lalana sy hazava...
02/10/2025

TSY MIJALY INTSONY enao rehetra tratra maizina, indrindra amin'izay ririnina izao, tonga dia anao irery lalana sy hazavana.
Tena nohezahana natao ilay haute qualité mihitsy ho anareo mijaly amin'ny fahitana rehefa maizina andro, hita avokoa ireo lavaka tsy tazana rehetra
👉 LED H4 HAUTE GAMME
👉 Ilay tonga dia miparitaka mazava Be
💪, tena hoe tsy
misangy
👉 Manao livraison izahay afaka
mandefa any amin'ny faritra
rehetra

Mp Ary na 0341355345

Mitady ampoule tena mazava ve enao, natao ho anao ity LED H4 mpanjakan'ny hazavana ityTsy Manolo ampoule lava intsonyTen...
07/08/2025

Mitady ampoule tena mazava ve enao, natao ho anao ity LED H4 mpanjakan'ny hazavana ity
Tsy Manolo ampoule lava intsony
Tena hoe hafapo enao raha mampiasa anazy
Tsy minana batterie nefa tena puissant Be
Vrai authentique netsika avec référence
CODE + PHARE fotsy

mp na 0341355645

NOUVEAU MODEL GLOBE LED  STYLÉLeo Manolo ampoule tsy dia mazava foana ve enao? natao anao ty Globe mateza Be ity sy tena...
07/08/2025

NOUVEAU MODEL GLOBE LED STYLÉ

Leo Manolo ampoule tsy dia mazava foana ve enao? natao anao ty Globe mateza Be ity sy tena mazava trop Sady tsy mitifitra maso
Mitovy amin'ireny ampoule H4 haute gamme ireny hazavany
Ilay matevina ny ao ariana mora installena, 12/24volt, efa ao anatiny veilleuse sy clignotant ary code phare

Vitsivitsy arrivage tonga fa araraoty

Efa disponible tsara raha anao commande enao ao amin'ny Mp na afaka miantso ihany raha te hahazo valiny vetivety kokoa

TEL : 0341355345

💥 arrivages feu arrière model rare 45,6x12 cm 💥 Efa misy DETRESS CLIGNOTANT veilleuse feu de recul 💥 Récupérer Itaosy Ci...
03/07/2025

💥 arrivages feu arrière model rare 45,6x12 cm
💥 Efa misy DETRESS CLIGNOTANT veilleuse feu de recul
💥 Récupérer Itaosy Cité
💥Manao livraison tana, province
📞034 13 553 45

Address

Itaosy Cité
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Klaxon posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share