15/12/2024
Salama daholo o,tena ela zay re reto aaa ,voalohany aloha dia tena ialana tsiny amin'ny mp bé dia bé tsy voavaly nandritra anizay fotoana izay fa nisy olana ny gérance an'ny page ,zahay nanao pause Kely mihintsy,fa hiverina amin'izay izahay ,
Sady hitondra Zavatra tsara foana ary hanome ny tsara foana 🥰🥰🥰
Ho avy ny arrivage spécial Noël sy ny promo liquidation fa aza miala