Tia'Vinaigrette

Tia'Vinaigrette Accroche-toi, n'abandonne surtout pas! Tu es si près de ton objectif 😻

Tia'Vinaigrette dia vinaigrette instantanée, izany hoe tonga dia vonona 🫰Afaka ampiasaina ao an-tokantrano na koa ho an'...
13/12/2025

Tia'Vinaigrette dia vinaigrette instantanée, izany hoe tonga dia vonona 🫰
Afaka ampiasaina ao an-tokantrano na koa ho an'ny fikarakarana fety isan-karazany, manamora ny andavanandronao ary mitsinjo ny fahasalamanao! 🤩 Atao amin'ireo karazana salade rehetra! 🥗
Ny tsirony ve? Tena hoe mafilotra eee! 😋😋
Andramo ho afa-po tokoa moa izany💯
Prix de lancement 😉
*1l - 12000 ariary
*0.5l - 7 000 ariary
Ny Tia'Vinaigrette dia tsy misy additif conservateur hatreto! Vinaigre no efa mahasolo an'izay ao anatiny ao!
Afaka tehirizina iray volana eo izy na mihoatra, fa kosa atao amin'ny toerana magatsiatsiaka sady tsy azon'ny masoandro; tsy tsara tehirizina anaty vata fampangatsiahana!
Omeo tsiro miavaka ireo akaiky anao 😋🥰
Livraison manomboka amin'ny 3 000 ariary 🚲🛵
Alefaso MP ary ny commande eeee!

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia'Vinaigrette posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia'Vinaigrette:

Shortcuts

Share