Maefa sera

Maefa sera Sambatra zay rehetra mialoka eo ambany fasoava jehovah

08/10/2024

Misaotra anao zah Jesosy fa mbola omenao hery sy tanjaka ary fasalama nande mafy aza ny Ady lalovana Eto Madagasikara ity de enao manohana anah fona mba tsy o kivy πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

04/07/2024

Raha Tsapanao oe metimety daholo izay atao nao rehetra, tsarovy fa noho i Neny β™₯️ mivavaka ho anao isanandro

Andao irarisoa any Neny β™₯️β™₯️😘

Amen πŸ˜₯β™₯οΈπŸ™
14/06/2024

Amen πŸ˜₯β™₯οΈπŸ™

NdriiiπŸ˜₯ samy malagasy isaka de adao mba iray Fo πŸ˜₯πŸ™ itondra ambavaka πŸ™πŸ™ mangataka ny pitondra fanjakana sns amzao zavatra...
28/03/2024

NdriiiπŸ˜₯ samy malagasy isaka de adao mba iray Fo πŸ˜₯πŸ™ itondra ambavaka πŸ™πŸ™ mangataka ny pitondra fanjakana sns amzao zavatra misy zao πŸ˜₯πŸ™πŸ™πŸ™

Raha tsapanao marina de partageo mba hita namanao πŸ’—β™₯οΈπŸ™
27/03/2024

Raha tsapanao marina de partageo mba hita namanao πŸ’—β™₯οΈπŸ™

Ndao isika mba hirary fahasalamana azy , amin'izao tsy fahasalamana izao πŸ™Tovo j'hay
17/03/2024

Ndao isika mba hirary fahasalamana azy , amin'izao tsy fahasalamana izao πŸ™
Tovo j'hay

Bonne annee daol eeeMbola mitohy fona ny fety ho an'ny fiharabana tratry ny taona ☺️☺️☺️mandray commande hatrany izahay....
03/01/2024

Bonne annee daol eee

Mbola mitohy fona ny fety ho an'ny fiharabana tratry ny taona ☺️☺️☺️mandray commande hatrany izahay.
Afaka mahandro ihany koa ra manana kisoa ianareo 😁
Tel 0381262834

17/11/2023

Jehovah ange anome anao zay rehetra tedavina sy ama izay olona sendrainao amzao andro izaoπŸ˜₯πŸ™

Aleo isy zao alo Rala be πŸ€˜βœŠπŸ‘Š
08/01/2023

Aleo isy zao alo Rala be πŸ€˜βœŠπŸ‘Š

02/01/2023

BONNE ANNΓ‰E DAOL🎊🎊
Misy fitahina lehibe rasinao am ty taona vaovao ty πŸ™‚

Address

Anosizato
Antananarivo
8080

Telephone

+261387995465

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maefa sera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maefa sera:

Share