30/07/2025
❌ Aoka izay...
Anisan'ny miasa mafy ve ianao nefa zéro ny vokatra?
Mety ianao ve ilay manao erreur tsy fantatra?
Mieritreritra ianao fa mety ilay izy nefa vao maika mamono an'ilay orinasa ilay izy?
Raha ny statistika avoakan'i chat GPT no jerena dia:
> 23% ny orinasa dia mikatona any amin'ny taona voalohany nisiany
> 47% no mikatona ao anatin'ny 3 taona voalohany nisiany
> 55% à 61% dia tsy mihoatran'ny 5taona nisiany akory fa mikatona sahady
Maro amintsika no tsikaritro fa tena miasa mafy… Dia mieritreritra isika hoe ny concurrent antsika foana io mamono ny tsenantsika io; nefa isika ihany kay no mamono an'ilay izy amin'ny alalan'ny fanao diso ataontsika.
Ny olana dia mandany fotoana ny famerimberenana "erreurs", mandany vola, mandany ron-doha sy ranomaso.
Ahoana no hahafantarana hoe manao "erreur" ve za? Any amin'ny vokatra tompoko!
Aza ianao ilay tara loatra vao nahafantatra hoe: "hay ve erreur de débutant ity averimberiko ity e!"
"Loza fa: Hay erreur efa nataon'ny zoky teo aloha ity averimberiko ity"
Amin'ny alakamisy alina ny fotoanantsika.
Hatramin'izay dia "ny tokony atao" foana no nozarainay: hizara ny tsy tokony atao izahay ao anatin'ity fizarana maimaimpoana ity.
Mba hahafantaranay hoe liana ianao dia manasa anao hanao partage an'ity rohy ity (raha vitsivitsy isika no manao partage dia handefasanay rohy izay manao partage any mba hanarahanao an'ity live ity any amin'ny groupe privé).
Tsy ny olona rehetra mantsy no mila an'ity fanalahidy ity.
Tsara ity androany ity