Mpanjaitra 67ha

Call Contact the business

Mpanjaitra 67ha ho anao mitady mpanjaitra mora, sy azo hitokisana ary tsara fiasa.

Salama tompoko.***Ho anao mitady mpanjaitra mifanaraka amin'ny Lamaody tinao ho atao ***Izahay dia manao ny zaitra rehet...
13/06/2023

Salama tompoko.
***Ho anao mitady mpanjaitra mifanaraka amin'ny Lamaody tinao ho atao ***
Izahay dia manao ny zaitra rehetra
(sur mesure, nefa ny sarany zakanao tsara).
- Veste, Costard, Chemise Homme/ Femme
- gillet , Robe sns...
Toerana: Devant hotel supper dream 67ha sud.
Contact: 034 92 596 88/ 038 56 441 56

TINAO VE NY AHAY HANAO "COUPE" sy HANJAITRA- Veste tailleur (homme/ femme/ enfant)- Pantalon, chemise"tena ilay sur mesu...
24/02/2023

TINAO VE NY AHAY HANAO "COUPE" sy HANJAITRA
- Veste tailleur (homme/ femme/ enfant)
- Pantalon, chemise
"tena ilay sur mesure mihitsy an!"
"""IZAHAY NO MIANTOKA NY LAMBA HANAOVANAO PRATIQUE"""
tongava mianatra fa tsy nanenina ireo 'zay nahatoky anay t@farany teo.
fidirana manaraka: 13 mars 2023 ho avy izao.
Toerana: (cours en salle: Itaosy, antetezambato, lalana abatoire Ampasika)
NA: afaka mi-déplace ihany koa izahay raha tsy afaka manantona hianao.
SARANY: mirary dia mirary
plus d'info et inscription en ligne: 034 92 596 88
NB: na mbola tsy mahay manjaitra mihitsy aza, fa mila mahay mamaky teny sy manoratra fotsiny.

Salama tompoko.Afaka manjaitra ireo karazana modely rehetra tinao izahay, ARY KOA -    afaka mampianatra anao hifehy sy ...
03/01/2023

Salama tompoko.
Afaka manjaitra ireo karazana modely rehetra tinao izahay,

ARY KOA
- afaka mampianatra anao hifehy sy hanjaitra ireo karazan'akanjo rehetra.
- jupe
- robe
- chemise, pantalon, veste
- costard, gillet sns...
Fotoana fohy ihany dia efa mahay hianao satria tena pratique no Betsaka ataotsika.
Toerana: 67ha sud arret garage.
Na ihany koa a domicile ihany koa ho anao manana machine.
fidirana manaraka: mi-janvier.
Andinindininy: Mp

01/01/2023

2023...Mirary soa sy firosoana hatrany ho atsika rehetra

Nahazo cadeau kely avy tam Neny de dedaka kely ery...hafa ihany ny manana Neny mpanjaitra..hihi...Ho anareo zay mba te h...
30/12/2022

Nahazo cadeau kely avy tam Neny de dedaka kely ery...hafa ihany ny manana Neny mpanjaitra..hihi...
Ho anareo zay mba te hampanjaitra ihany koa dia afaka mandray sy mamita ireo medely rehetra tinareo zahay amsarany mora hatrany..mp na afaka mintso ny 034 92 596 88 avy hatrany..ianareo..am fotoana rehetra..mankasitraka ary mirary faran'ny taona sy taom baovao finaritra ho atsik rehetra

Tsotsotra nefa tsara ny fitafin'izy telo mirahalahy mpitendry zava-maneno ireto...Nampanjairina tato aminay!Manaova fety...
24/12/2022

Tsotsotra nefa tsara ny fitafin'izy telo mirahalahy mpitendry zava-maneno ireto...Nampanjairina tato aminay!
Manaova fety finaritra e!

Misaotra azy mirahavavy nahatoky anay tamin'ny famoronana...mitohy hatrany ny fandraisanay ireo modelin'akanjo tinareo a...
24/12/2022

Misaotra azy mirahavavy nahatoky anay tamin'ny famoronana...mitohy hatrany ny fandraisanay ireo modelin'akanjo tinareo ampanjairina..ary ezahana mba ho zakan'ny rehetra ny sarany..Manaova fety sambatra e!!

Nohezahana navoaka ilay modely ary nasiana modification kely..ka de nahafa-po na dia tao anaty fotoana fohy azy mirary k...
24/12/2022

Nohezahana navoaka ilay modely ary nasiana modification kely..ka de nahafa-po na dia tao anaty fotoana fohy azy mirary krismasy sambatra..dia mankasitraka anlay tompony...

Ankasitrahana ireo mba nahatoky anay...mitohy manjaitra amin'sarany mora hatrany aho na vita eo aza ny fety
24/12/2022

Ankasitrahana ireo mba nahatoky anay...mitohy manjaitra amin'sarany mora hatrany aho na vita eo aza ny fety

Address

67ha Sud Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261349259688

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanjaitra 67ha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mpanjaitra 67ha:

Shortcuts

Share