Chez Mi Ni

Chez Mi Ni Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Mi Ni, Shopping & retail, Lot 103, Antananarivo.

Salama ô 🐻🐷...faly mandray anao ny boutique Chez MiNi!!! 🙃🤲


Izahay dia mivarotra etana maro isan-karazany hoan-tsika rehetra toy ny akanjo, kiraro sy etana maro tsy voatanisa...👕👠🕶️ TSARA KALITAO sy @ VIDINY MIRARY ✨💸


tél 📞:0386803945

26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Randriamirado Onja Andréah, Tsøü N'ömban Andria, Fitia Niaina Violette Mlk, Nizah Fetrarivo, Fìh Fïh, Parfait Andriamiarimanana, Lisa Blink, Maeva Lai Fao, Fitiavana Mitia, Aren Ranaivoson, Victorine Miandriana, Diane Nadyh, Tahiana Andria

Mirary ny soa anareo CHEZ MINI🌟😁..Na afaka na tsia ✌️Mba tantarao  ao am coms ao ndray ary le souvenir  t@ enao classe d...
24/08/2026

Mirary ny soa anareo CHEZ MINI🌟😁..Na afaka na tsia ✌️

Mba tantarao ao am coms ao ndray ary le souvenir t@ enao classe de Terminal in e😅🗣️...

😝 Coucou daholy😉*** Ao mba lazalazao sy tantarao ao @ coms ary oe ilay zavatra naha bedy anao tamin'ny mbola kely iny  f...
21/08/2026

😝 Coucou daholy😉

*** Ao mba lazalazao sy tantarao ao @ coms ary oe ilay zavatra naha bedy anao tamin'ny mbola kely iny fona nefa mbola tsy adinonao hatramzao😆😂??

👣Na zavatra izay mbola maha bedy anao amin' izao 😏👀

🌸 Anisan'ny zavatra natioraly misy amin-tsika olona ary miseo amintsika matetika ny LELO sy ny FANEVOHANA🍂🍀  ❌Fantatrao ...
18/08/2026

🌸 Anisan'ny zavatra natioraly misy amin-tsika olona ary miseo amintsika matetika ny LELO sy ny FANEVOHANA🍂🍀

❌Fantatrao vé ❓❓

👋Fantatrao vé fa misy ity kilalao tsotra kely ity ato**💥

📢Fantatrao vé fa ra maha marina ny valiny ireo ianao de mahazo crédit afaka anaovanao tiktok na etsonao olona na anaovana facebook ?😂😀

💙Ndao ary hilalao dia hita eo de izay maha marina azy eh💯😉

💥ataovy ao am coms ny valiny marina ✅

❗inona ny dikany LELO @ teny fràntsay ?
❗inona ny dikany MENEVIKA @ teny frantsay ?

NB: IZAY MAHA MARINA MAHAZO CRÉDIT OHH💙😌

**condition :

💛 abonner-o ny pejy 😌✨
💛mentionner -o ny namana hiaraka hilalao 👀
💛ary partager-o ho itan'ny hafa 😉

😀Mànkasitraka ho an'izay mandray ànjara ✨💙

😀 COUCOU DAHOLY💛💛💥 iza no te ahazo crédit maimaimpoana ato❓❓❓😊ho avy tsy ho ela indray ny kilalao atsika manaraka ka ara...
17/08/2026

😀 COUCOU DAHOLY💛💛

💥 iza no te ahazo crédit maimaimpoana ato❓❓❓

😊ho avy tsy ho ela indray ny kilalao atsika manaraka ka araho tsy tapaka ary ny pejy ành ✨📢

❗hisy ny fisarihana izay atao rampitso ahazoanao loka maimaimpoana ka aza adino ny :

✅ manisy réaction ny pejy 😊
✅ mentionner-na ny namana hiaraka hilalao 😉
✅ary partage _o amin'ny groupe misy anao😀

😊aza adino hatrany ny mi abonner ny pejy fa mbola maro ny kilalao tsika 😉✨

😊 SALAMA DAHOLYY ✨😊ireto ary ilay etana atsika fa tonga 📢✨ attache murales adhésives en forme de lapin 🐰 et en forme d'é...
12/08/2026

😊 SALAMA DAHOLYY ✨

😊ireto ary ilay etana atsika fa tonga 📢

✨ attache murales adhésives en forme de lapin 🐰 et en forme d'émoji 😍 mamy kely 😊

✅ afaka atao aingon-trano tsara 😊✨🏠

Prix tena mora be anh : 5000 ar ny iray 😊✨

Address

Lot 103
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Mi Ni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share