Tsotra M'LAY

Tsotra M'LAY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsotra M'LAY, Shopping & retail, Ambohimiadana Ampahibe Ivato, Antananarivo.

PAPA Ô : Ireo ny kiraro sy poketra hatao cadeau ho an'i Maman rehetra👌👍MAMAN Ô : Ho avy ny fête des Mères 👌👍Teneno Papa ...
11/05/2022

PAPA Ô : Ireo ny kiraro sy poketra hatao cadeau ho an'i Maman rehetra👌👍
MAMAN Ô : Ho avy ny fête des Mères 👌👍Teneno Papa sy ny ankizy mba hividianana kiraro sy poketra hatao cadeau e🎉

Salama eeee😍😍😍Mbola misy anjaranao ato fa tongava miresaka MP fa afaka mifanaraka amin'izay fahefanao an👌👍🤗❤️Tandremo fa...
21/04/2022

Salama eeee😍😍😍
Mbola misy anjaranao ato fa tongava miresaka MP fa afaka mifanaraka amin'izay fahefanao an👌👍🤗❤️
Tandremo fa sao taraiky dia lasan'olona ndray ilay tianao e👌👌

* Ireo ny poketra tsotra fa M'LAY entina @ fety isan-karazany e😍😍Jereo izay tiana dia miresaka MP izay vidiny mety amina...
12/04/2022

* Ireo ny poketra tsotra fa M'LAY entina @ fety isan-karazany e😍😍
Jereo izay tiana dia miresaka MP izay vidiny mety aminao👌👌

* Mbola misy koa ny ballerine p38/p39/p40/P41 ho antsika somary be be tongotra e👍👍
Jereo eo ambany izay mety dia miresaka hatrany e. ❤️❤️

Address

Ambohimiadana Ampahibe Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsotra M'LAY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share