Lyh Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lyh, Thrift & Consignment Store, Antananarivo.

👗 Lyh – Vêtements 1ère qualité à prix mini !
🧥 Friperie à l’unité ou en b***e, arrivage de Chine 🇨🇳
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📍 Andavamamba, en face du panneau UPRIM
📞 Contact : 038 62 944 16

Hello ,hello!!!Asitsika arrivage amizay amizao akaiky fety izao🥰 de aza adino mi-abonner sy mi-jaime ny page🥰 De inviteo...
03/12/2025

Hello ,hello!!!

Asitsika arrivage amizay amizao akaiky fety izao🥰 de aza adino mi-abonner sy mi-jaime ny page🥰
De inviteo ny namana fa misy lalao 1k ato 🤭

Hello!!! Ireto indray ny arrivage manaraka aa🥰 poketra amin'ilay haut qualité tsara mitsy🥳😻Alefakou par image ny prix de...
19/08/2025

Hello!!! Ireto indray ny arrivage manaraka aa🥰 poketra amin'ilay haut qualité tsara mitsy🥳😻
Alefakou par image ny prix de jerevo ao izay mahaliana anareo🥰
Pas plus de 35.000 Ar🥳
JP + contact + Lieu✨😻

Livraison partout à Madagascar 🥰🥳

Bon début semaine à vous🥰🥳Aza adino fa misy jeux 1K ato  Lyh aa...efa misy kou ny arrivage manteau sy poketra🥰Atomboy  n...
18/08/2025

Bon début semaine à vous🥰🥳
Aza adino fa misy jeux 1K ato Lyh aa...efa misy kou ny arrivage manteau sy poketra🥰
Atomboy ny herinandro mahafinaritra 🥳😍

Aza adino mi-partage sy mi-invité namana fa hisy jeux d'interaction kou ho avy🤭

Bonsoir daholy🥰✨Tonga amizay ary ny arrivage tsika 🤭 aza taraiky tsouny fa tena mbola mangatsiaka ne eto tana amzao e🥰  ...
16/08/2025

Bonsoir daholy🥰✨

Tonga amizay ary ny arrivage tsika 🤭 aza taraiky tsouny fa tena mbola mangatsiaka ne eto tana amzao e🥰

✨Tout à 1 5000 Ar ,ataotsika mora be mitsy ne🥳

Livraison partout 🥰 JP + Contacte + Lieu 😻

Andao ilalao o, 50.000ar à gagner 🏆 1) abonneo ny pejy Lyh2) partageo eo  sy any  izay misy anao ity🥰 (public) + capture...
15/08/2025

Andao ilalao o, 50.000ar à gagner 🏆

1) abonneo ny pejy Lyh
2) partageo eo sy any izay misy anao ity🥰 (public) + capture
3) manasa olona 5 iaraka ilalao🥰❤️

Vao feno 1k ny pejy Lyh dia ataontsika ny fisarihana 🏆🏆❤️
Vetivety kely izany e

Olona 3 no ho sarihina🥰

Bonne chance🥰❤️

Bonne nuit mes loulous 🥳🥰
14/08/2025

Bonne nuit mes loulous 🥳🥰

Salut daholy😻💗 Asitsika JP Crédit amzay ary androany🥰 tsotra kely ny condition de azonao ny crédit 🤭-mila abonné ato  Ly...
12/08/2025

Salut daholy😻💗
Asitsika JP Crédit amzay ary androany🥰 tsotra kely ny condition de azonao ny crédit 🤭

-mila abonné ato Lyh alou🥰
-invité tous les amies + capture 🥳
-asio commentaire jp Crédit,💗
-partage cette publication 😘

zay commentaire be réaction indrindra nou mahazo azy,rapitso ariva alefa ato ny valin🥰🥳

Hey!! Alefa tsika amin' ity erinandro ity ilay cadeaux surprise 🥳💙 aza adino mi-abonnez ny page Lyh 😘 inviteo foana ny m...
10/08/2025

Hey!! Alefa tsika amin' ity erinandro ity ilay cadeaux surprise 🥳💙 aza adino mi-abonnez ny page Lyh 😘 inviteo foana ny manana,de aza adino koa ny partage🥰

Je vous souhaite un doux dimanche rempli de bonheur💙🤍 Bisous 😘

Aleo miala dieny mbola tsy bon appétit anle cousin nareo 🏃😂
09/08/2025

Aleo miala dieny mbola tsy bon appétit anle cousin nareo 🏃😂

Bonsoir daholo🥰Ity ary ny valin'ny lalaontsika..mankasitraka anareo rehetra nandray anjara..aza miala lavitra fa mbola b...
10/06/2025

Bonsoir daholo🥰
Ity ary ny valin'ny lalaontsika..mankasitraka anareo rehetra nandray anjara..aza miala lavitra fa mbola be ny hoavy🤭
*Hialana tsiny fa variana nanao fety ny admin dia zao vao voavaly (efa resultat vita capture reo)
1-BOYFRIEND manjakely
2-SLIM manjabe
3-Credit🤭

Abonneo ny page, inviteo ny amis, partageo
(Mahazo cadeau surprise zay mazoto mi-mentionner namana eo🥰
Midira MP ilay nahazo loka azafady..

Lyh Friperie

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lyh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share