Chez Nihan

Chez Nihan 🔴Mivarotra zava-drehetra fa kalitao sady laharam-pahamehana🔴 ✅
🟢Contacte : 038 57 890 74🟢

✨BONJOUR ✨Aza adino ny lalao!Taggeo ny namanao i suivre raha mbola tsy abonné ato amin’ny pejy Chez Nihan     Mirary ton...
01/09/2026

✨BONJOUR ✨

Aza adino ny lalao!
Taggeo ny namanao i suivre raha mbola tsy abonné ato amin’ny pejy Chez Nihan

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao ♥️🙏

01/09/2026

Bonjour 👋
Fiadanana ho anao Sy ny ankohonanao 🙏♥️
Bon journée

01/09/2026

Bon journée ♥️
Chez Nihan

31/08/2026

Tsara mandry
Tsara mifoha ♥️

31/08/2026

😂😅

🥀IAINO NY FIAINANA…♥️Iaino ny fiainana ,ankafizo ny fotoana anananao ,ary aza adino ny mankasitraka izay kely eo am-pela...
31/08/2026

🥀IAINO NY FIAINANA…♥️

Iaino ny fiainana ,ankafizo ny fotoana anananao ,ary aza adino ny mankasitraka izay kely eo am-pelatananao.🙏
Fa ny fiainana eto an-tany dia tsy averina fanindroany.Tsy fantatsika izay hitranga rahampitso,ka aza avela handalo fotsiny ny androany.

Aza mandany fotoana amin’ny fankahalana ,lolompo ,fifandirana ary zavatra tsy mitondra fiadanana.
Raha mbola afaka miteny hoe «Tiako ianao »dia teneno.
Raha mbola afaka mamihina,dia fihino.
Raha mbola afaka mamela heloka ,dia mamelà.

Koa iaino amin’ny fo manontolo ny fiainanao.
Tiavo ny olona tia anao ,hajao ny tenanao,ankafizo ny fotoana kely,ary aza adino ny manome lanja ireo olona mbola eo anilanao.

✨Indray mandeha ihany isika no mandalo eto amin’ity fiainana ity …..koa ataovy izay hahatonga ny dianao ho tantara mendrika hotadidina.♥️🙏

Mirary soa 🙏

Lehibe tato ihany izy 2 ireto ♥️Anisany tena nampiferinaina anay ny nitaiza azy fa matetika mande Docteur foana ,tsy sal...
31/08/2026

Lehibe tato ihany izy 2 ireto ♥️

Anisany tena nampiferinaina anay ny nitaiza azy fa matetika mande Docteur foana ,tsy salama lava tamin’ny mbola kely fa mba efa lehibe zareo 🥰😘

Zao efa manampy an’i Maman rehefa manao live ♥️efa tena namana .

Iza koa manana sipakely tena mahavita manampy an’i Maman ato 🥰

31/08/2026

Hanao zava-baovao ho ahy Sy ho anao Jesosy 🙏
Chez Nihan

📢Tsy misy live anio fa tsy dia salama aho .Hiverina hiaraka aminareo indray rehefa salama tsara.♥️  Misaotra foana amin’...
31/08/2026

📢Tsy misy live anio fa tsy dia salama aho .

Hiverina hiaraka aminareo indray rehefa salama tsara.♥️

Misaotra foana amin’ny fanohanana🙏♥️

31/08/2026

Aona ity andro ity 🥹mandraiky manavy ato 😒

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Nihan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share