MadaGo Services

MadaGo Services Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MadaGo Services, Shopping Service, Rue Andrianampoinimerina, Antananarivo.

MadaGo Service | Antananarivo 📍
Votre partenaire de confiance pour toutes vos commissions et livraisons 🚚
Courses • Achats • Envois de colis
Rapide, fiable et 100% sécurisé ✅

Tsotra - Haingana - Azo antoka

21/04/2026

Mbola misy mahatadidy ve?? 😍 Mannequin challenge.
10taona izay no nipoiran'ity challenge malaza ity. (2016-2026)
Tamin’ny 2016, tao amin’ny sekoly Edward H. White High School any Etazonia no nipoiran’ny Mannequin Challenge…
ary niaraka tamin’ilay hira Black Beatles – Rae Sremmurd no nampiakatra azy ho lasa viral eran-tany 🎶💥
Olona mijanona tsy mihetsika… fa ny trend mihazakazaka manerana izao tontolo izao 🚀
2026 izao… mbola tadidinao ve ilay moment? 👀
Betsaka ihany koa ny Malagasy no nanao ity Challenge ity.
Tadidinareo ve?

17/04/2026

Mahafinaritra ery ny mihaino azy e?😍
Hira gasy teny Antsahamasina Itaosy Teny
Tarika Rasoalalao
Raouto ofisialy

Salama daholo! Izahay dia manao service commission matihanina eto Antananarivo aty mandefa  👌📦 Inona no ataonay?- Mividy...
07/04/2026

Salama daholo!
Izahay dia manao service commission matihanina eto Antananarivo aty mandefa 👌

📦 Inona no ataonay?

- Mividy entana ho anao eto Tana
- Mandefa azy haingana any amin’ny faritra rehetra
- Miantoka fiarovana sy fahatongavana tsara

💡 Tsy mila mandeha lavitra ianao, tsy mila manahy!

WhatsApp : +261387636213
Tél : 0335708967

👉 Alefaso fotsiny ny commande-nao, dia izahay no mikarakara ny ambiny.

⚡ Haingana – Azo antoka – Matihanina

24/03/2026

Optimisez votre temps ⏳
Confiez vos courses & commissions à des professionnels.

🔹 Service fiable
🔹 Intervention rapide
🔹 Satisfaction garantie

📩 Contactez MadaGo Service dès maintenant

Tél : +261 33 57 089 67

Address

Rue Andrianampoinimerina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MadaGo Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share