28/02/2024
🎉PROMOTION BE ATO AMINAY🎉
✔️Rice cooker Deluxe VISTA 2,2litres
-Manamasaka vary ary mitazona hafanana automatique
-Afaka hanaovana cuisson à vapeur ihany koa, izay nahandro tena ara-pahasalamana
-Paroi non-adhésive ny recipient ( mora diovina sady tsy miraikitra )
-Aterinay miaraka amle kapoka famarana sy ny spatule-ny
- AC 220-240V , 50/60Hz , 900Watt
Prix 130.000ar
⭐⭐⭐⭐
☕ Machine à café VISTA
- Tsy mila mamana rano sy mifampitady am kitapo café manary intsony isika mpiondana café 😁
- Tonga de mandraraka rano sy vovokafe de alefa ity machine ity de miandry sisaaaa
-mahavita hatramin'ny 4 na 6 kaopy satria dia 600ml no capacité any
-filtre à café permanent et clapé anti-gouttes
- 700 W
Prix 60.000ar 🤘
Livraison manerana Tana sy Province.
Contact: 03411105774