Top fripe MDG

Top fripe MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Top fripe MDG, 67ha, Antananarivo.

⏩ TOP FRIPE MDG ⏪
💯 mivarotra balle en gros et détails
☎️ 0349020984 / 0324857127
🚐 Mandefa province jiaby

💞 Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao. 💞
Ohabolana 16 : 3

28/08/2026
15/08/2026

😀 AMBANIVOLO D’ORIGINE 😀

♥️ AMBOHITRONY — SANDRANDahy ♥️

Tanàna kely, nefa feno hasina,
eto no nihoby ny fiandohako,
eto no nambolena ny nofiko
sy ny faniriako rehetra.

Ny rivotra madio,
ny havoana mamelombelona,
ny feon’ny akoho maneno maraina,
no mampahatsiahy ahy mandrakariva hoe:
tsy misy toerana mahafinaritra noho ny fiaviako.

Ambanivolo… toerana manam-pofona,
feno fahatsiarovana sy fitahiana.
Ambohitrony Sandrandahy,
loharano tsy ritra,
toerana mitoetra mandrakariva ao am-poko.

Na aiza na aiza alehako,
na lavitra toy inona aza ny diako,
dia mbola ho re ao anatiko
ilay feon’ny tanàna niaviana.

🌿 Ambohitrony Sandrandahy, tanindrazana tsy hay hadinoina,
fiaviana reharehako, lova hotahiriziko mandrakizay. ❤️

🚨 PRIX PROMOTION SPÉCIALE – TOP FRIPE MADAGASCAR 🚨🔥 Balles Friperie 45 KG & 60 KG💰 Manomboka amin'ny 200.000 Ar ka hatra...
04/08/2026

🚨 PRIX PROMOTION SPÉCIALE – TOP FRIPE MADAGASCAR 🚨

🔥 Balles Friperie 45 KG & 60 KG
💰 Manomboka amin'ny 200.000 Ar ka hatramin'ny 300.000 Ar monja!

✨ Misy karazany maro:
👖 Slim Cotton Femme (60 kg)
👗 Mini Robe (45 kg & 60 kg)
🧥 Kazaka Cotton Femme (45 kg & 60 kg)
💎 Kazaka Soie (60 kg)
👖 Salopettes
🩳 Gims Élastique (60 kg)
👔 Chemise Longues Manches (45 kg)
🧒 Medium Enfants
✨ Ary mbola maro hafa...

✅ Entana voafantina
✅ Kalitao tsara
✅ Mety ho an'ny mpivarotra ambongadiny sy antsinjarany
🚚 Mandefa manerana an'i Madagasikara

📞 Contact :
034 90 209 84 / 032 48 571 27

⚠️ Stock voafetra! Tongava maka aloha vao lany.
Top Fripe Madagascar – Ny kalitao no laharam-pahamehana.

💥 ARRIVAGE KAZAKA COTTON FEMME MIXTE – HAUT STYLE 💥Aza tara! Tonga ny stock vaovao:👗 Modely tsara sy lamaody🌿 Cotton tsa...
28/07/2026

💥 ARRIVAGE KAZAKA COTTON FEMME MIXTE – HAUT STYLE 💥

Aza tara! Tonga ny stock vaovao:
👗 Modely tsara sy lamaody
🌿 Cotton tsara kalitao
💯 1er choix
📦 En gros & détail

📲 0349020984/0324857127

Top Fripe Madagascar – Kalitao miavaka, vidiny mirary, tombony azo antoka!

"Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, ary aza miankina amin'ny fahalalanao. Ekeo Izy amin'ny lalanao rehetra, dia...
28/07/2026

"Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, ary aza miankina amin'ny fahalalanao. Ekeo Izy amin'ny lalanao rehetra, dia Izy no handamina ny alehanao."
— Ohabolana 3:5–6

🌟 MEDIUM ENFANTS – 1er CHOIX 🌟👕 Akanjo ankizy tsara kalitao 💯 1ère choix 💰 220.000 Ar monja ny b***e✅ Mety amin'ny varot...
21/07/2026

🌟 MEDIUM ENFANTS – 1er CHOIX 🌟

👕 Akanjo ankizy tsara kalitao 💯 1ère choix 💰 220.000 Ar monja ny b***e

✅ Mety amin'ny varotra sy famenoana stock 📦 Tonga dia vonona amidy 🚛 Mandefa manerana an'i Madagasikara

📞 034 90 209 84

Top Fripe Madagascar – Kalitao tsara, vidiny mirary, tombony azo antoka!

✨ ARRIVAGE DRAP PARRURE VAO² ✨🏡 Te hanavao ny efitranonao sa hitady entana mora amidy?Tonga ny Drap Parrure vao², tsara ...
21/07/2026

✨ ARRIVAGE DRAP PARRURE VAO² ✨

🏡 Te hanavao ny efitranonao sa hitady entana mora amidy?

Tonga ny Drap Parrure vao², tsara kalitao, malefaka ary manara-penitra.

✅ Vidiny mirary
✅ Kalitao tsara
✅ Mety amin'ny fampiasana sy amidy indray

📦 Aza tara fa voafetra ny stock!

📞 034 90 209 84
📞 032 48 571 27

Top Fripe Madagascar – Kalitao tsara, vidiny mirary!

Address

67ha
Antananarivo

Telephone

+261348756661

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Top fripe MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share