Shop & Astuce by Jee

Shop & Astuce by Jee Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop & Astuce by Jee, Shopping & retail, Antananarivo.

✅Vente divers articles (ménagère, outfit, bijoux...etc)😻
✅Des astuces dans la vie quotidienne ( capillaire et beauté, culinaire, couture et stylisme...)✨

📞Contactez nous directement via WhatsApp: 0324905365 ou envoyez nous un mp

Abonnez vous😉

❤️Mety atao cadeau ho an'i neny ito,raha toa mbola tsy nahita ianao❤️🍲 Soupière en céramique – Série 3 pièces 🍲🤍 Tout Bl...
23/05/2026

❤️Mety atao cadeau ho an'i neny ito,raha toa mbola tsy nahita ianao❤️
🍲 Soupière en céramique – Série 3 pièces 🍲

🤍 Tout Blanc : 60.000 Ar
💛 Finition Doré : 70.000 Ar

✔️ Design moderne & chic
✔️ Céramique mateza sy tsara kalitao
✔️ Manampy hatsarana ny latabatrao sy ny tranonao

⚠️ Stock limité 🛍️🔥
WhatsApp 034 07 110 85
Manao livraison 🚲

✨Shop & astuce by Jee ✨

22/05/2026

✨Bonne nuit daholo ny mpanaraka ny page rehetra oh!✨
😘😘😘

🎁💖 Mbola mitady cadeau ho an’i Neny ve ianao?Ireto misy safidy tena mety hampitsiky azy 🥰✨✔️ Tsotra nefa manja✔️ Kalitao...
21/05/2026

🎁💖 Mbola mitady cadeau ho an’i Neny ve ianao?
Ireto misy safidy tena mety hampitsiky azy 🥰✨
✔️ Tsotra nefa manja
✔️ Kalitao tsara
✔️ Vidiny efa natao mirary 🎉
Satria tsy misy mamy noho ny mahita an’i Neny faly sy mitsiky 🤱💐
Ataovy miavaka ny fanomezana omenao azy amin’ity indray mitoraka ity 💝

Manao livraison 🚲

Mp aingana ary n'y commande-nao eh😉❤️

WhatsApp 034 07 110 85

✨Shop & astuce by Jee ✨

✨🧼 BICARBONATE na KARIBONETRA 🧼✨Fantatrao ve fa ity “Bicarbonate” ity dia iray amin’ireo akora tena ilaina ao an-trano? ...
21/05/2026

✨🧼 BICARBONATE na KARIBONETRA 🧼✨
Fantatrao ve fa ity “Bicarbonate” ity dia iray amin’ireo akora tena ilaina ao an-trano? 😍🏡
Afaka ampiasaina amin’ny fanadiovana, fikarakarana vatana, fanesorana fofona ratsy ary fanamboarana sakafo izy ity 💙
📌 Ireto misy fomba fampiasana azy :
🛁 1. Manalefaka rano handroana
➡️ Asio sotro 1 na 2 ao anaty rano handroana dia afangaro tsara.
✅ Manampy hampahalefaka ny hoditra
✅ Mampihena mangidihidy sy hafanana amin’ny vatana
🍲 2. Manadio vilany sy lafaoro
➡️ Afangaro amin’ny rano kely mandra-pahazo pâte malefaka.
➡️ Kosehina amin’ny éponge ilay faritra maloto dia avela 10 minitra.
➡️ Sasana amin’ny rano madio avy eo ✨
👟 3. Manala fofona ratsy
➡️ Afafazo kely ao anaty kiraro, dabam-pako na frigo.
➡️ Avela ora vitsy na alina iray.
✅ Manala fofona ratsy haingana 😍
🧺 4. Manala tasy amin’ny akanjo
➡️ Afangaro amin’ny savon liquide na rano mafana.
➡️ Hosorana amin’ilay tasy dia kosehina moramora alohan’ny hanasana azy 👕✨

😁 5. Hanadio nify
➡️ Asio kely amin’ny borosy miaraka amin’ny dentifrice.
➡️ Miborosy moramora mandritra ny fotoana fohy.
✅ Manampy hampadio sy hampafotsy nify

🦟 6. Kaikitry ny moka na bibikely
➡️ Afangaro amin’ny rano kely.
➡️ Hosory amin’ilay faritra mangidihidy.
✅ Manampy hampihena mangidihidy sy fivontosana
🍞 7. Fanaovana gâteau sy m**o
➡️ Afangaro amin’ny farine sy akora fanaovana gâteau.
✅ Manampy hampivonto sy hampalefaka ny m**o 😋

🚽 8. Manadio gorodona sy WC
➡️ Afafazo amin’ny toerana maloto.
➡️ Kosehina amin’ny borosy dia sasana.
✅ Manala loto sy fofona ratsy ✨
💙 Mora ampiasaina • Tsy lafo • Mahomby 💙

✨ Shop & astuce by Jee✨

✨ Un petit moment d’absence… mais c’était pour préparer ce magnifique cadeau pour nos mamans 🎁❤️Parce qu’elles méritent ...
20/05/2026

✨ Un petit moment d’absence… mais c’était pour préparer ce magnifique cadeau pour nos mamans 🎁❤️
Parce qu’elles méritent ce qu’il y a de plus beau 🖤✨

🎁🖤 Le cadeau parfait pour maman ! 🖤🎁
Offrez à votre maman un look élégant et tendance avec ce magnifique blouson cuir ✨
💰 Prix : 75 000 Ar
📏 Disponible en : S • M • L • XL • XXL • ###L
💖 Un cadeau chic qui fera plaisir à coup sûr

Livraison disponible partout

Venez vite en mp ou sur WhatsApp 034 07 110 85

✨Shop & astuce by Jee ✨

🌸 Salama daholo ooh 🥰✨Androany indray ary misy astuce vaovao ho an’ireo tia cheveux bouclés naturel 😍💖Io coiffure io dia...
15/05/2026

🌸 Salama daholo ooh 🥰✨
Androany indray ary misy astuce vaovao ho an’ireo tia cheveux bouclés naturel 😍💖

Io coiffure io dia antsoina hoe “Bubble Braids” na koa randrana bubble 🥰
Ary ilay résultats cheveux bouclés eo amin’ny sary manaraka dia azo amin’ilay technique hoe “Braids curls / Heatless curls” satria tsy mampiasa fer à boucler fa randrana ihany ✨

🌸✨ ASTUCE CHEVEUX BOUCLÉS NATURELLEMENT ✨🌸
Tsy mila fer à boucler ❌🔥
Randrana fotsiny dia mahazo boucles tsara be 🥰

📌 Méthode : Bubble Braids / Heatless curls

🧴 Zavatra ilaina laina :
• Eau na spray d’eau
• Crème coiffante na huile kely

🪮 Étape par étape :
1️⃣ Sasao tsara ny volo dia avela ho mando kely
2️⃣ Asio crème coiffante na huile kely mba hampalefaka azy
3️⃣ Zarao roa ny volo
4️⃣ Ataovy randrana “bubble braids” toy ny eo amin’ny sary
5️⃣ Avela mandritra ny alina 🌙
6️⃣ Rehefa maraina dia esory moramora ny randrana
7️⃣ Saraho amin’ny tanana ny boucles dia asio huile kely ✨

😍 Résultat :
Cheveux bouclés naturel, souple ary volumineux 💖

⚠️ NB :
Aza atao mafy loatra ny randrana mba tsy hanimba cheveux.

Andao handramana ary eh 😉❤️
Ataovy ao @ commentaires ndray ary ny anareo
Asao ny namana hi-abonné ny page-ntsika
Partager !❤️😘



✨Shop & astuce by Jee ✨

Salama eeh 🥰👋🏽 ! Ireto sisa no disponible amin'ilay Sac ALO ✨👜Aza tara ary fa efa kelikely ihany ko sisa ny amin'ireo❤️😉...
12/05/2026

Salama eeh 🥰👋🏽 !
Ireto sisa no disponible amin'ilay Sac ALO ✨👜

Aza tara ary fa efa kelikely ihany ko sisa ny amin'ireo❤️😉

Livraison partout à Madagascar🚲

12/05/2026
12/05/2026
✨👜 Sac ALO — simplicité chic, élégance naturelle 🤍✨Le sac parfait pour compléter tous tes looks 🌸Léger, tendance et prat...
11/05/2026

✨👜 Sac ALO — simplicité chic, élégance naturelle 🤍✨
Le sac parfait pour compléter tous tes looks 🌸
Léger, tendance et pratique au quotidien 😍
💎 Style classe et minimaliste
💎 Grande capacité
💎 Facile à assortir avec toutes tes tenues

💰 Prix : 40 000 Ar seulement

⚠️ Stock limité — les plus rapides seront servies 🛍️

🔥 Le genre de sac qui donne directement un look propre et élégant.

Un modèle tendance, chic et pratique qui fait déjà craquer plusieurs clientes 💖

N’attends pas la rupture de stock 😉

✨👟 Nouvelle arrivage Channel 👟✨Le style qui attire tous les regards 😍Confort + élégance + tendance = la paire parfaite 🤍...
11/05/2026

✨👟 Nouvelle arrivage Channel 👟✨

Le style qui attire tous les regards 😍
Confort + élégance + tendance = la paire parfaite 🤍🩶
💥 Marche avec confiance et classe chaque jour
💥 Design ultra tendance
💥 Stock très limité ⚠️
📌 Pointures disponibles : 35 • 36 • 38 • 39 • 40

💰 Prix : 40 000 Ar

🔥 Une fois épuisé, il n’y en aura peut-être plus…
Alors réserve vite la tienne avant rupture 🛍️💖

💎 La chaussure qui donne directement un look chic et moderne 💎

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop & Astuce by Jee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share