ASL Varotra

ASL Varotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASL Varotra, Shopping & retail, Tsaralalana Moramanga, Antananarivo.

23/04/2026
🥰 Promotion avant Fête  🥰    👖Jean Boyfriend "Bf"👖Amin'ny vadiny mirary! 🤤 38000Ar... Oui, 38000Ar🤑 fotsiny ny iray. Tai...
14/11/2023

🥰 Promotion avant Fête 🥰

👖Jean Boyfriend "Bf"👖

Amin'ny vadiny mirary! 🤤 38000Ar... Oui, 38000Ar🤑 fotsiny ny iray.
Taille: S M L

Tanà fa manao Livraison à partir 3000Ar 🛵🚲
Mp ary commande ooh 💞

👉🕴️ COSTARD KELIN' ANKIZY 🕴️👈Anshoooow😻 Mafatifaty sy mihaja ery mahazo an'ito costard kely ito ny bandy kely 💖 Ho avy i...
01/12/2022

👉🕴️ COSTARD KELIN' ANKIZY 🕴️👈

Anshoooow😻 Mafatifaty sy mihaja ery mahazo an'ito costard kely ito ny bandy kely 💖 Ho avy izao ny fety ka alefaso ary commande 🛍️ Efa betsaka ny afa_po ka aza taraiky ary ❄️ Vidiny tsy miova fa mirary hatrany💵

Detail:
🕴️ Costard + gilet + chemise + cravate 🕴️

Prix: 4_6 taona 35.000Ariary
7_10 taona 40.000Ariary

Alefaso commande amin'ny mp ary ooh 💌

👉🕴️ARRIVAGE COSTARD KELY🕴️👈Efa ho avy ny fety, ndao hividy costard mihaja kely complet zazah entiny mivavaka, batisa...😻...
30/11/2022

👉🕴️ARRIVAGE COSTARD KELY🕴️👈

Efa ho avy ny fety, ndao hividy costard mihaja kely complet zazah entiny mivavaka, batisa...😻🏷️

Prix: 4_6 taona 35000Ar
7_10 taona 40.000Ar

👉 Mp ary fa sur commande 💌

💐   💐 Ho avy ny fety! Ireto misy robe tena tsara nefa mora hatrany no en qualité  💖💵🏷️ Mihaja afaka entina mivavaka, mam...
28/11/2022

💐 💐

Ho avy ny fety! Ireto misy robe tena tsara nefa mora hatrany no en qualité 💖💵🏷️ Mihaja afaka entina mivavaka, mamonjy lanonana sy fety isankarazany eee 💃🤗❣️

Taille: M L
Mandefa en gros koa ho an'ireo mbola hivarotra 🤗🌻🛍️

Sur commande dia alefaso dieny izao commande ary any am mp eeh 👉💌

  💅 5000Ar fotsiny nefa mafatifaty kely erÿ ny tanana ao anatiny 💖💅  Omenay fihenambidy hatrany raha +3 no alainao💴💅 Sur...
24/11/2022

💅

5000Ar fotsiny nefa mafatifaty kely erÿ ny tanana ao anatiny 💖💅

Omenay fihenambidy hatrany raha +3 no alainao💴💅

Sur commande en mp ary tompoko 💌❄️

🤯🙀   🤯🙀 T_shirt qualité👕 no lamôdy bé🏷️ Tout à 24000Ar 💴 Omenay fihenambidy raha maka +3 😻😉Sur commande en mp ary tompok...
24/11/2022

🤯🙀 🤯🙀
T_shirt qualité👕 no lamôdy bé🏷️

Tout à 24000Ar 💴 Omenay fihenambidy raha maka +3 😻😉

Sur commande en mp ary tompoko 💌

21/11/2022
Ireto misy casquette tsara qualité nefa mora💵🙃 mety ho an'ny zanantsika 💖💯 amin'izao mafana be izao 🤡🌞  Mp_commande ary ...
21/11/2022

Ireto misy casquette tsara qualité nefa mora💵🙃 mety ho an'ny zanantsika 💖💯 amin'izao mafana be izao 🤡🌞


Mp_commande ary ooh💐🛍️

Address

Tsaralalana Moramanga
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASL Varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share