Tsena Maitso Behoririka

Tsena Maitso Behoririka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Maitso Behoririka, Shopping centre, Behoririka, Antananarivo.

26/10/2023

Niakatra parquet omaly ireo olona 3 voarohiroy nahatonga ny fahamaizan'ny tsena Behoririka ka nahatonga ny fahamaizan'ny TSENA MAITSO. Raha ny fanazavan izy ireo dia mpanao hotely nahandro tongotr'omby zareo ka resintory dia izay no nahatonga ny afo, teo alohan'ny Rasseta sy Manangana no nipoiran'ny afo. Nisy sécurite 3 mpiandry ny tsena eo @ Ranomaimbo no nijoro vavolombelona ka nilaza nahita azy ireo. Ny 1 LP moa ny 2 MD

22/10/2023

Maneho fisaorana ny Fitondrampanjakana, ny Lehiben'ny Faritra Analamanga ,Ny CUA tarihin'ny lehiben'ny tanàna Naina Andriatsitohaina sy ny ekipany: Pompier, Police municipale, ny SAMVA, ny CPC, ny ASECNA, ny JIRAMA, ny Police Nationale, ny Gendarmerie Nationale, ny miaramila, ny Bataillon medical Ampahibe izay namono ny afo sy nitandro ny filaminana noho ny voina izay nahazo, tsy mahatsiaro irery izahay fa nampianareo ary tsy ho voavalinay ny soa nataonareo fa ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana no hamaly fitia anareo 🙏🙏🙏

Naina Andriantsitohaina
Commune Urbaine Antananarivo
Gendarmerie Nationale - Madagascar
Jirama

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Maitso Behoririka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share