ETP ETP ( Electro Technology production )

21/02/2022
Huawei mate 8:Memoire: 32 goRam: 3Prix: 1.750.000fmg / 350.000arContact: 0342780133
12/04/2021

Huawei mate 8:
Memoire: 32 go
Ram: 3
Prix: 1.750.000fmg / 350.000ar
Contact: 0342780133

Ireto dray koa ary ny firavaka na ny bling bling…Prix: 350.000fmg na hoe 70.000ar ny vidinyBracelet + collier
07/04/2021

Ireto dray koa ary ny firavaka na ny bling bling…
Prix: 350.000fmg na hoe 70.000ar ny vidiny
Bracelet + collier

Nohon'ny maha voalohany ny entana amidy ato  nay ato topoko dia manolotra finday milay be ary raitra dia raitra tokoa ho...
06/04/2021

Nohon'ny maha voalohany ny entana amidy ato nay ato topoko dia manolotra finday milay be ary raitra dia raitra tokoa ho anareo izay dia ny finday Samsung Galaxy A21s izany:
Samsung Galaxy A21s
==Characteristics:
-Version: 10.0
-Ram: 4go
-Memoire: 128go
APN: 24mpx ,frontal: 16mpx
Prix: 400.000ar ,monja fotsiny mba anomezana fahafahampo ho antsiky mpanjifa ato Pegy ETP ato tompoko.
Contact: 0342780133
2000ar ny livraison azafady😊😊
We give you the best😉😉

03/04/2021

Salama tompoko,faly mandray anareo ny pages ny ETP na alavaina teny atao hoe ( Electro Technology Production ). Izahay dia mivarotra izay zavatra mandeha courant rehetra mirary ary tena mahafam'po.Mariana fa rehefa mahatonga entana ny Boutique ny ETP ( Electro Technology Production ) dia fafinaretana ho anay ny manolotra promotion na koa hoe fanomezana ho an'ny mpanjifa izay mividy ny entana ao .Koa manentana ho an'tsika rehetra mba anao J'aime sy manaraka ny vaovao ny zavatra rehetra ato page inty.
Misaotra tompoko

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ETP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share