23/09/2022
🚨 VENTE FLASH EN LOT 🚨
Nohon’ny fisokafan’ny pejy « e-sika », dia faly izahay manolotra vente flash ho anareo manomboka androany ka hatramin’ny faran’volana septambra ‼️ Koa aza misalasala mandefa message privée raha misy fanontaniana manitikitika 😊
Ireto avy arany ny entana vente flash antsika amin’ity volana ity :
👟 Jean + New Balance : 50.000 Ar
👟Jean + Converse : 40.000 Ar
Koa dia araraoty ary eeeee !!!! 🛍️🛒
NB : - Misy couleur hafa disponible ny kiraro, misy taille hafa ihany koa ny jean 😋 dia aza misalasala manisy j’aime ny page hanarahanao tsy tapaka ny arrivage vaovao antsika 💎
Livraison possible à 3.000 Ar en ville et en périphérie 📤
☎️ 032 43 462 41