Mode by Ny Ony

Mode by Ny Ony Santé / Beauté / Vente

J-J ❤️😍 tongava maro fa vonona anome fahafampo anareo izahay😘GYMNASE EXTERIEUR MAHAMASINA🥰 Stand N°14 🥰
12/02/2026

J-J ❤️😍 tongava maro fa vonona anome fahafampo anareo izahay😘
GYMNASE EXTERIEUR MAHAMASINA
🥰 Stand N°14 🥰

10/02/2026

Santionany amin'ny jeans ho itanareo any amin'ilay vente-expo ireto . Maro be ny jeans ho itanareo any fa ampahany fotsiny ireo, vidiny tsy miova amin'ilay efa nahafantaranareo anay hatramin'izay, 20000ar sy 25000ar fotsiny 🤗.

🗓️ 12-13-14 Février 2026
⏰ 8h - 17h
📍 GYMNASE EXTERIEUR MAHAMASINA
🔖 STAND N°14 - Mode by Ny Ony

🩷📢 𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗥𝗬 𝗛𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 𝗢̂ 🩷🟢 Manasa anareo ho avy amin'ny vente-expo izay andraisanay anjara ny 🗓️ 𝟭𝟮-𝟭𝟯-𝟭𝟰 𝗳...
09/02/2026

🩷📢 𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗥𝗬 𝗛𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 𝗢̂ 🩷

🟢 Manasa anareo ho avy amin'ny vente-expo izay andraisanay anjara ny 🗓️ 𝟭𝟮-𝟭𝟯-𝟭𝟰 𝗳𝗲́𝘃𝗿𝗶𝗲𝗿 ho avy izao ao amin'ny 📍𝗚𝗬𝗠𝗡𝗔𝗦𝗘 𝗘𝗫𝗧𝗘𝗥𝗜𝗘𝗨𝗥 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔. 🔖𝗦𝗧𝗔𝗡𝗗 𝗡°𝟭𝟰 no misy anay.

🔵 Maro ny zavatra ho itanareo ao miaraka amin'ireo entana izay efa nahafantaranareo anay hatramin'izay ary mbola amin'ny vidiny mirary hatrany 🤗.

🔔 Any indray izany ny fotoanantsika

🎁🎀🎄 Amin'izao ankatokin'ny fety izao dia manolotra ireto sac fripe TBE ireto ho anareo izahay. 🎁🎀🎄Livraison partout à Ma...
01/12/2025

🎁🎀🎄 Amin'izao ankatokin'ny fety izao dia manolotra ireto sac fripe TBE ireto ho anareo izahay. 🎁🎀🎄

Livraison partout à Madagascar
Contact rapide : 0341213356

‼️ EFA LASA - 50% BE IZAO ... ‼️MASQUE BOTOX KERATIN       marque UNIKA    ♥️ Authentique ♥️🌺 Soin natao hikolokoloana s...
29/07/2025

‼️ EFA LASA - 50% BE IZAO ... ‼️

MASQUE BOTOX KERATIN
marque UNIKA
♥️ Authentique ♥️

🌺 Soin natao hikolokoloana sy hitsaboana ny volo simba : loko, appareil chauffante, maina, tapatapaka, vakivaky, miongotra, tsy mitombo, mihintsana sns...

🌺 Tsy mijanona hatreo nefa ny voka-tsoa azonao aminy fa rehefa salama ny volonao dia lasa maniry vetivety ihany koa.

🔥 Prix : 20 000ar au lieu de 40 000ar ( -50% be izao masque 1kg)

📦 Quantité disponible : 10 pièces (izay commande voaray mialoha no mahazo)

Livraison partout à Madagascar
Contact rapide : 0341213356

Faly miarahaba anao nahatratra ity taona 2025 ity !Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra hatrany e
31/12/2024

Faly miarahaba anao nahatratra ity taona 2025 ity !
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra hatrany e

🎄 𝖬𝗂𝗋𝖺𝗋𝗒 𝖿𝖾𝗍𝗂𝗇'𝗇𝗒 𝖭𝗈𝖾𝗅𝗒 𝗌𝖺𝗆𝖻𝖺𝗍𝗋𝖺 𝗁𝗈 𝖺𝗇𝗍𝗌𝗂𝗄𝖺 𝗋𝖾𝗁𝖾𝗍𝗋𝖺 🎄
25/12/2024

🎄 𝖬𝗂𝗋𝖺𝗋𝗒 𝖿𝖾𝗍𝗂𝗇'𝗇𝗒 𝖭𝗈𝖾𝗅𝗒 𝗌𝖺𝗆𝖻𝖺𝗍𝗋𝖺 𝗁𝗈 𝖺𝗇𝗍𝗌𝗂𝗄𝖺 𝗋𝖾𝗁𝖾𝗍𝗋𝖺 🎄

⁉️ 𝗘𝗙𝗔 𝗦𝗘𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡'𝗜𝗧𝗬 𝗢𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗧𝗬 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗔 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢 . . .  ⁉️‼️ Efa tojo sy niezaka nitady vahaolana tamin'ny volo simba toy...
10/12/2024

⁉️ 𝗘𝗙𝗔 𝗦𝗘𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡'𝗜𝗧𝗬 𝗢𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗧𝗬 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗔 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢 . . . ⁉️

‼️ Efa tojo sy niezaka nitady vahaolana tamin'ny volo simba toy ireto ihany koa ve ianao : loko, appareil chauffant, tapatapaka, vakivaky, miongotra, mihintsana, mahery be, tsy mitombo mihitsy sns ...

👉 Afaka mifaly ianao raha tafiditra ao anatin'ireo na manana olona akaiky tafiditra ao fa hanao fety anaty fifaliana sy filaminan-tsaina amin'izay satria manana vahaolana ho anao izahay.

❌ Ny olana be amin'izy ity fotsiny dia tsy manana maro be izahay fa vitsivitsy ihany satria tena sarotra tadiavina be ilay izy noho izy be mpampiasa sy manome vokatra tena mahafa-po, na izahay ary efa saika tsy nahatonga intsony.

✅ MASQUE BOTOX UNIKA tena mora ampiasaina sady tsy mifidy karazam-bolo, mitsabo sy mampangirana ary manome aina ny volo.

🎁 Koa satria akaiky ny fety dia omenay anareo 𝟯𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗮𝗿 ilay izy raha tokony ho 𝟰𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗮𝗿 kanefa masque 𝟭𝗸𝗴 be izao ny lanjany.

🔴 Raha toa ka liana ianao dia aza misalasala mandefa hafatra miafina aty aminay na miantso fa vonona ny hanampy anao izahay.

Livraison partout à Madagascar
Contact rapide : 0341213356

Efa tonga indray 😍😍 ilay tena tinareo ❤️ sady efa akaiky izao ny fety ☺️ vitsivitsy ihany izy ato an 😘
09/12/2024

Efa tonga indray 😍😍 ilay tena tinareo ❤️ sady efa akaiky izao ny fety ☺️ vitsivitsy ihany izy ato an 😘

❌❌ STOCK ÉPUISÉ ❌❌Tapitra tanteraka ilay parapluie. Tena tsapanay fa tinareo be ilay izy😍❤️Milaza ato anaty pejy ihany r...
06/12/2024

❌❌ STOCK ÉPUISÉ ❌❌

Tapitra tanteraka ilay parapluie. Tena tsapanay fa tinareo be ilay izy😍❤️

Milaza ato anaty pejy ihany rehefa mahatonga izahay amin'ny manaraka 🤗

Mankasitraka antsika rehetra 🥰🥰

30/11/2024

Mba topazo maso kely anie ny STORY eh 😍 mamy be ianareo fa dia mankasitraka 🙏❤️😘

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:30
Tuesday 07:00 - 21:30
Wednesday 07:00 - 21:30
Thursday 07:00 - 21:30
Friday 07:00 - 21:30
Saturday 07:00 - 21:30
Sunday 10:00 - 21:30

Telephone

+261341213356

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode by Ny Ony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mode by Ny Ony:

Shortcuts

Share