24/08/2023
Feno biby kely toy ny: Lalitra, Parasy, Moka, Tsingongoatra, Totozy, Voalavo, lailosy, Katsatsaka, Gadradraka, ... ve ao an-tranonao? Mampiasa Insecticides nefa mbola feno ihany? Tsy mahazaka ody Moka?
Afaka manampy anao izahay amin'ny alalan'ity Appareil ity: REPULSIF ELECTRONOC A ULTRASON " PEST REJECT"
- Mandroaka ireo" Insectes" sy "Rongeurs" rehetra
- Efficace nohon'ny Insecticides rehetra
- Tsy mamoaka fofona
- Tsy misy feo henon'ny olona fa ireo biby ireo ihany no maheno
- Tsy misy fiantraikany amin'ny olombelona( na olon-dehibe na zazakely)
- Tsy misy fiantraikany amin'ny biby fiompy toy ny : Saka , Aliaka, Sokatra, Akoho, ...
- Mora ampiasaina
- Tsy manelingelina
- Atsatoka amin'ny Prise en permanence fotsiny
- Courant 220 Volts no ilainy
- Tsy mandany courant satria 4 watts monja
- Raha courant 12 Volts dia mila mampiasa CONVERTISSEURS
- Ny vidiny natao mirary raha ny vokatra azo aminy
- PRIX 30.000 Ar
- Vente en ligne
- Manao livraison
- Mandefa any amin'ny Faritra rehetra manerana ny Nosy
Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala mandefa hafatra miafina MP na antsoy avy hatrany ny laharana 0341453323