Tsena Santatra

Tsena Santatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Santatra, Shopping & retail, Bypass, Antananarivo.

25/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lain'foo Nomenjanahary, Erica Olivia

06/11/2023
Efa azonao jifaina ato aminay(Tsiroanomandidy,Antanimenakely)koa ny matelas"le sommeil"Toy izao ny mombamomba azy:-vaova...
06/11/2023

Efa azonao jifaina ato aminay(Tsiroanomandidy,Antanimenakely)koa ny matelas"le sommeil"
Toy izao ny mombamomba azy:
-vaovao importé(Européene)
-mousse orthopedique(mitsabo ny olan'ny taolana sy ny articulation)
-anti-acariens
-anti-allergies
-sans ressort
-forte densité
Misy 1place,misy 2places
Ny tena tsara dia mijery ifotony aloha dia avy eo manontany prix
Mandroso tompoko

Misy maro afaka hisafidianana ato aminay.misy ilay kely(chargeable)misy mande 12v,misy mipetraka ambony latabatra,misy i...
27/10/2023

Misy maro afaka hisafidianana ato aminay.misy ilay kely(chargeable)misy mande 12v,misy mipetraka ambony latabatra,misy ilay misy tongony,misy apetaka amin'ny rindrina,misy mihantona ambony,misy ilay sady misy jiro....
Ny vidiny manomboka amin'ny 12000ar
Tsena santatra akaikin'ny vavahady Tsena

Salama tompoko,Ho avy ny fidiran'ny mpianatra,mety ilain'ny sekoly ireto:Eponge VITAFOAM500g:15000ar1kg:28000ar5kg:13440...
01/09/2023

Salama tompoko,
Ho avy ny fidiran'ny mpianatra,mety ilain'ny sekoly ireto:
Eponge VITAFOAM
500g:15000ar
1kg:28000ar
5kg:134400ar
Itanao ato amin'ny TSENA SANTATRA TANA sy TSENA SANTATRA Tsiroanomandidy

Fotoanan'ny fivoriana sy fihaonam-be ary ny fitsangatsanganana izao.Mety ilainao ity tabouret  tsara kely ity.Azo aforit...
01/08/2023

Fotoanan'ny fivoriana sy fihaonam-be ary ny fitsangatsanganana izao.
Mety ilainao ity tabouret tsara kely ity.Azo aforitra kely ka toy ny mitondra poketra hianao mitondra azy,afaka atsofoka anaty sakosy na valizy,afaka ovaovaina ny hahavony araka izay hahazoanao aina.
Efa afaka jifainao ato amin'ny TSENA SANTATRA akaikin'ny vavahady tsena.
Prix:48000ariary

Chargeable daholo ireto jiro iretoHitanao ato aminay
06/07/2023

Chargeable daholo ireto jiro ireto
Hitanao ato aminay

Efa misy an'ireto koa ato aminay aLay miaraka amin'ny fiantonanaKarazany maro ny ato fa tongava hatrany  mitsidika ny TS...
06/07/2023

Efa misy an'ireto koa ato aminay a
Lay miaraka amin'ny fiantonana
Karazany maro ny ato fa tongava hatrany mitsidika ny TSENA SANTATRA akaikin'ny vavahady tsena

Vaovao be iretoTabouret simili cuir pliableAfaka entina mivezivezyAfaka asiana entana ao ambanyMahazaka olona na vaventy...
05/07/2023

Vaovao be ireto
Tabouret simili cuir pliable
Afaka entina mivezivezy
Afaka asiana entana ao ambany
Mahazaka olona na vaventy aza
Efa afaka jerenao ato amin'ny TSENA SANTATRA(akaikin'ny vavahady Tsena) TSIROANOMANDIDY

Address

Bypass
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Santatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share