MODE BY FENO

MODE BY FENO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MODE BY FENO, Shopping & retail, Antananarivo.

🥰tongasoa eto amin'ity pejy mamy kely ity 🙏💗
👉zavatra qualite tsara ✅
Tsy manome tolana anao fa manome tsara be ho anao 😉✅💖

LIVRAISON; tout á MADAGASCAR



0383044368 🤳📞
WhatsApp +261 383044368 ☎
💅💄💍👚👗👙👖👔👠👡👢👞👟🥾👓🕶💼👜👛👝🌂☂️🧣🧤

😍hello hello 😍asiko lalao ndray fa ela be tsy nilalao Ah, 😊Abonnés ny pages aloha mialohan'izay 👌antsoy namana hanaraka ...
20/03/2026

😍hello hello 😍
asiko lalao ndray fa ela be tsy nilalao Ah, 😊
Abonnés ny pages aloha mialohan'izay 👌
antsoy namana hanaraka ny pages 🙏
rehefa betsaka nareo de alefako ny lalao 🎉🥳

MODE BY FENO

❤salama daholo 💋ela be tsika tsy nifakahita euh 😊asintsika jeux kely ndray ve sa ahona 😁antsoy foana namana hanaraka ny ...
10/02/2026

❤salama daholo 💋
ela be tsika tsy nifakahita euh 😊
asintsika jeux kely ndray ve sa ahona 😁
antsoy foana namana hanaraka ny page 😊

lazao ao ary hoe inona jeux tinareo ataontsika😊

soa daholo

🥳Miarahaba atsika rehetra mpanaraka ato nahatratra ny taona 2026 ity 🥳❤taona hitondra SOA sy fitahina ho antsika rehetra...
03/01/2026

🥳Miarahaba atsika rehetra mpanaraka ato nahatratra ny taona 2026 ity 🥳
❤taona hitondra SOA sy fitahina ho antsika rehetra ity taona ity anie 🙏
Misaotra anao teo foana manaraka ❤🙏
Mirary ny SOA sy ny tsara ho antsika rehetra 🙏🙏❤

Aza adino manaraka ny page Ah 😉

♥Salama daholo nareo rehetra ato ooo♥zay ndray vao tafiditra ato  akie 🥺✨Noho izao nahatafidirana ato zao Ah. de anao pr...
12/12/2025

♥Salama daholo nareo rehetra ato ooo♥
zay ndray vao tafiditra ato akie 🥺

✨Noho izao nahatafidirana ato zao Ah.
de anao promotion sacs tsara be Aho ♥👛👝👜

Ataotsika promotion noël 🎄🎅🔔❄

fa mialohan'izany lo antsoy lo namana hanaraka n'y page fa hhisy promotion manitra be hoe 😘😍😁

aza adino ny mi-partage ny publication antsika mba Ho hitany hafa 😘
zay ary fa Ho avy ny promotion de Noël 🎄🎅🔔❄ Ah 😘
bisous daholo nareo 😘😘

BY FENO 🥰

29/11/2025

Bonsoir daholo ❤
Salama tsara daholo ve?

20/11/2025

asio present kely lo izay eo ampandrina orana, zao e 😅🌧💦

🥰andao asina jeux kely ndray lo euh🥰izay, be points indrindra 😊tsotra kely fandraisana anjara araho ireto👉Mila abonné ny...
19/11/2025

🥰andao asina jeux kely ndray lo euh🥰

izay, be points indrindra 😊

tsotra kely fandraisana anjara araho ireto

👉Mila abonné ny page lo voalohany indrindra 😊
👉asio j'aime ity publication ity 😊
👉antsoy namana 7 hanaraka ny page
👉partageo ao anao ity pub ity atao mode, public ☺

*OLONA 3 NO HO SARIHANA
🎁1er mobile money 5000ar
🎁credit 1000ar
🎁credit 1000ar
Oreo cadeau azonao raha milalao Ianao 😍
fomba, azohanao point betsaka dia ireto
👉mila manisy reaction Zay pub madeha eto
👉Mila partage max indrindra indrindra 😊

Zay, ary fa bonne chance daholo milalao 😍

😍🤩hello 😘Efa akaiky aky ny fety ry malala isany Ah 🥰😍andao hanjifa zavatra tsara mazaka fety 😘😍ny wed leg sy ny skinny a...
18/11/2025

😍🤩hello 😘
Efa akaiky aky ny fety ry malala isany Ah 🥰😍
andao hanjifa zavatra tsara mazaka fety 😘😍
ny wed leg sy ny skinny ary BF kie Ah 🥰
Tena mirary be 👌

anotanio zay mety Aminao ary
manao livraison Tana sy faritra izahay 🥰

MODE BY FENO

😘Mirary herin'andro vaovao ho antsika rehetra 😘😍samy ho tahiny 🙏MODE BY FENO
17/11/2025

😘Mirary herin'andro vaovao ho antsika rehetra 😘😍
samy ho tahiny 🙏

MODE BY FENO

Zay tsara vitana ao io aingana 🥰aleo atao anzao fa,zao mety 😍🥰iza ndray tsara chance  carte ity 😍manaova merci ao  Zay, ...
15/11/2025

Zay tsara vitana ao io aingana 🥰
aleo atao anzao fa,zao mety 😍🥰
iza ndray tsara chance carte ity 😍
manaova merci ao Zay, mahazo azy 😘🥰
bonne chance 😘

15/11/2025

iza mampiasa orange ato
jp credit orange aingana
de Zay asiko Coeur no mahazo✅Mila abonne

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MODE BY FENO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share